Kôl 1

Fiarahabana 1 Izaho Paoly Apôstôlin’i Jesoa Kristy, noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Timote havana, 2 mamangy ny olona masina sy ny mpino havana ao amin’i Kristy Jesoa, any Kôlôsy: 3…

Kôl 2

Fiahian’i Paoly ny finoan’ny Kôlôsianina 1 Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ny ady iadiako ho anareo sy ho an’ny any Laodisea mbamin’izay rehetra mbola tsy nahita maso ahy, 2 mba…

Kôl 3

Ny fiombonana amin’i Kristy efa any an-danitra, fototry ny fiainam-baovao 1 Koa raha niara-nitsangana tamin’i Kristy ianareo, dia ny zavatra any ambony, amin’izay itoeran’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra, no katsaho; 2…

Kôl 4

1 Ianareo tompo, manaova ny marina sy ny mety amin’ny mpanomponareo; fa fantatrareo fa manan-Tompo any an-danitra koa ianareo. Toe-tsain’apôstôly 2 Mahareta amin’ny fivavahana; ataovy amim-piambenana sy fisaorana izany. 3…