Jôs 21

Ireo tanànan’ny fokon’i Levỳ 1 Nanatona an’i Eleazara, mpisorona, sy i Jôsoe, zanak’i Nona ary ny loham-pianakaviana amin’ny fokon’ny zanak’i Israely, ny loham-pianakavian’ny Levita, 2 ka niteny tamin’izy ireo, tao…

Jôs 22

Fampodiana any an-dafin’i Jordany 1 Dia nantsoin’i Jôsoe tamin’izay ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, 2 ka hoy izy tamin’izy ireo: «Efa notovinareo ny zavatra…

Jôs 23

Fintinin’i Jôsoe ny asany 1 Efa ela no nanomezan’i Iaveh fitsaharana an’i Israely, sy nanafahany azy tamin’ny fahavalony rehetra amin’ny manodidina, ka efa zokiolona sy nandroso fahanterana i Jôsoe. 2…

Jôs 24

Fampahatsiarovana ny fiantsoana an’i Israely 1 Novorin’i Jôsoe, tao Sikema, ny fokon’i Israely rehetra; nantsoiny avokoa ny loholon’i Israely, ny lehibeny, ny mpitsarany ary ny manamboninahiny; ka niseho teo anatrehan’i…