Jôs 11

Fiandanian’ireo mpanjaka tany Avaratra 1 Nony nandre izany i Jabìna, mpanjakan’i Asôra, dia nandefa iraka, nankany amin’i Jôbaba mpanjakan’i Madôna, sy amin’ny mpanjakan’i Semerona, sy amin’ny mpanjakan’i Aksafa, 2 amin’ireo…

Jôs 12

Ireo mpanjaka resy, tao atsinanan’i Jordany 1 Ireto no mpanjakan’ny tany resin’ny zanak’i Israely, ary nalainy ny taniny any an-dafin’i Jordany any atsinanana, hatramin’ny ranon-driakan’i Arnôna ka hatramin’ny tendrombohitra Hermôna,…

Jôs 13

Ny tany mbola tokony halaina 1 Efa antitra sy efa nandroso fahanterana i Jôsoe: ka hoy i Iaveh taminy: «Ianao ity efa antitra, efa mandroso fahanterana nefa ny tany lehibe…

Jôs 14

Teny mialoha 1 Izao no noraisin’ny zanak’i Israely ho lova, tany amin’ny tany Kanaana, izay nozarain’i Eleazara mpisorona sy i Jôsoe zanak’i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin’ny fokon’i Israely. 2…

Jôs 15

Ny fokon’i Jodà 1 Ny anjara lasan’ny fokon-taranak’i Jodà, araka ny fianakaviany, tamin’ny filokana, dia nitatra hatrany amin’ny faritanin’i Edôma hatrany amin’ny efitra Sina any atsimo any amin’ny farany atsimo….

Jôs 16

Ny fokon’i Efraîma 1 Ny an’ny taranak’i Josefa araka ny filokana: Ny any atsinanana dia niantomboka avy eo amin’i Jordany ao Jerikô; avy eo dia tonga amin’ny efitra izay miakatra…

Jôs 17

Ny fokon’i Manase 1 Mbola nisy zara tany koa ho an’ny fokon’i Manase araka ny filokana noho izy lahimatoan’i Josefa. I Makira lahimatoan’i Manase sy rain’i Galaada dia nahazo an’i…

Jôs 18

Fanoratana ny tanin’ireo foko fito 1 Nivory ny fiangonan’i zanak’i Israely rehetra tao Silô, ka nanangana ny trano lay fihaonana. Efa resy teo anoloany ny tany. 2 Fito ny foko…

Jôs 19

Ny fokon’i Simeôna 1 I Simeôna no nahazo ny anjara faharoa tamin’ny loka, dia ny fokon-taranak’i Simeôna, araka ny fianakaviany: ny lovany dia tao afovoan’ny lovan’ny taranak’i Jodà. 2 Ary…

Jôs 20

Ireo tanàna fialofana 1 Niteny tamin’i Jôsoe i Iaveh nanao hoe: «Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao hoe: 2 Anendreo tanàna fialofanaianareo araka izay nandidiako anareo tamin’ny alalan’i Môizy, 3…