Jôs 1
Asain’Andriamanitra mankany amin’ny Tany Nampanantenaina 1 Rehefa maty i Môizy, mpanompon’i Iaveh, dia niteny tamin’i Jôsoe zanak’i Nona, mpanompon’i Môizy, i Iaveh nanao hoe: 2 «Efa maty i Môizy, mpanompoko,…
Asain’Andriamanitra mankany amin’ny Tany Nampanantenaina 1 Rehefa maty i Môizy, mpanompon’i Iaveh, dia niteny tamin’i Jôsoe zanak’i Nona, mpanompon’i Môizy, i Iaveh nanao hoe: 2 «Efa maty i Môizy, mpanompoko,…
1 Nandefa mpisafo tany roalahy mangingina avy tany Setima i Jôsoe zanak’i Nona, nataony hoe: «Mandehana, zahao ny tany, sy i Jerikô.» Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao…
Ireo zavatra mialoha ny nitana 1 Dia nifoha maraina koa i Jôsoe, ka niala tany Setima izy mbamin’ny zanak’i Israely rehetra; nony tonga tao Jordany izy ireo dia nijanona teo,…
Ireo vato 12 fahatsiarovana 1 Nony tafita an’i Jordany avokoa ny firenena rehetra, dia hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: 2 «Mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny vahoaka, dia lehilahy iray…
Nihorohoro ny mponina andrefan’i Jordany 1 Nony ren’ny mpanjakan’ny Amôreana rehetra any an-dafin’i Jordany any andrefana sy ny mpanjakan’ny Kananeanina rehetra akaikin’ny ranomasina fa nataon’i Iaveh maina ny ranon’i Jordany…
Fakàna an’i Jerikô 1 Nihidy i Jerikô, ka nirindrina hatraiza hatraiza noho ny amin’ny zanak’i Israely: tsy nisy nivoaka, tsy nisy niditra ny olona. 2 Ary hoy i Iaveh tamin’i…
Fandikana ny efa natokana ho an’Andriamanitra 1 Nanao fahadisoana momba ny anatema ny zanak’i Israely; fa naka tamin’ny zavatra natao anatema i Akàna zanak’i Karmì zanak’i Zabdỳ zanak’i Zare tamin’ny…
Didy nomen’Andriamanitra an’i Jôsoe 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Aza matahotra na manam-badi-po, fa ento miaraka aminao ny mpiantafika rehetra, dia mitsangàna ka miakara hamely an’i Haia. Jereo…
Fiandaniana nanoherana an’i Israely 1 Nony nandre izany ny mpanjaka rehetra atỳ an-dafin’i Jordany, na ny eny amin’ny tendrombohitra na ny eny amin’ny tany lemaka na ny amoron-tsiraky ny ranomasina…
Ireo mpanjaka dimy miady amin’i Gabaôna 1 Ren’i Adônisedeka, mpanjakan’i Jerosalema, fa i Haia dia efa azon’i Jôsoe, ka nataony anatema; toy ny nanaovany an’i Jerikô sy ny mpanjakany, no…