Jôn 1
Nandà ny nanirahana azy i Jônasy 1 Ary tonga tamin’i Jônasy zanak’i Amatì, ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 «Mitsangana ianao, ka mankanesa any Niniva,tanàna lehibe, hitory ny hamelezana azy,…
Nandà ny nanirahana azy i Jônasy 1 Ary tonga tamin’i Jônasy zanak’i Amatì, ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 «Mitsangana ianao, ka mankanesa any Niniva,tanàna lehibe, hitory ny hamelezana azy,…
Voavonjy i Jônasy 1 Naniraka hazandrano lehibe anankiray i Iaveh hitelina an’i Jônasy; ka tao an-kibon’ny hazandrano i Jônasy, hateloana andro sy hateloana alina. 2 Dia nivavaka tamin’i IavehAndriamaniny i…
Nibebaka i Niniva ka navelan’Andriamanitra 1 Tonga fanindroanytamin’i Jônasy ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 «Mitsangàna ianao mandehana mankany Niniva, tanàna lehibe, hitory aminy ny toriteny lazaiko aminao». 3 Dia…
Sosotra i Jônasy fa novalian’Andriamanitra 1 Nampalahelo mafy an’i Jônasy izany ka tezitra terỳ izy. 2 Nanao fivavahana tamin’i Iaveh izy hoe: «Indrisy Iaveh ô! Tsy izao indrindra va no…