Jod 1

Fiarahabana 1 Izaho Jodà, mpanompon’i Jesoa Kristy, sy rahalahin’i Jakôba, mamangy ireo olom-boafidy izay malalan’Andriamanitra Ray, sy voatahiry ho an’i Jesoa Kristy; 2 ho feno anie ny famindram-po sy fiadanana…