Jôb 11

Ny fahendren’Andriamanitra miantso an’i Jôba hiaiky 1 Dia niteny i Sôfara avy any Naamà, ka nanao hoe: 2 «Tsy hisy valiny va ny teny maro be, ary ny basivava ve…

Jôb 12

Ny fahendren’Andriamanitra miseho indrindra amin’ny fandravana ataon’ny heriny. 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Marina tokoa fa ianareo ihany dia sahala fahendrena amim-bahoaka be, ka dia hiara-maty…

Jôb 13

1 «Indro fa nahita izany rehetra izany ny masoko, ary ny sofiko nandre sy nahalala izany. 2 Izay fantatrareo, dia fantatro koa; tsy latsaka noho ianareo aho na amin’inona na…

Jôb 14

1 «Ny olona tera-behivavy, dia vitsy andro iainana, sady vontom-pahoriana. 2 Mitsimoka, dia jinjaina hoatra ny voninkazo izy; Lasa tsy mijanona hoatra ny aloka. 3 Amin’izy io anefa no ampihiratanao…

Jôb 15

Miteny manameloka ny tenany i Jôba 1 Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe: 2 «Moa fahaizana tsy misy fotony va no amalian’ny olon-kendry? Ataony mivozihitra rivotra…

Jôb 16

Ny tsy fahamarinan’ny olombelona mampandinika ny fahamarinan’Andriamanitra. 1 Dia niteny i Jôba nanao hoe: 2 «Efa reko matetika ny kabary toy izany, Mpampionona tsy zaka leferina avokoa ianareo. 3 Rahoviana…

Jôb 17

1 Efa mihareraka ny fofon’aiko, efa milopilopy ny androko; ny fasana sisa mba ho ahy. 2 Voahodidina mpaneso aho, misokatra ny masoko eo anoloan’ny fanevatevany ahy. 3 Ry Andriamanitra ô,…

Jôb 18

Ny hatezerana tsy afa-manoatra ny fandaharan’ny fahamarinana. 1 Dia niteny i Baldada avy any Sohe, ka nanao hoe: 2 «Rahoviana ihany vao taperinao izany teny izany? Manàna saina aloha ianao…

Jôb 19

Herin’ny finoana rehefa ilaozan’Andriamanitra sy ny olombelona. 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Mandra-pahoviana no hampahorianareo ny fanahiko, sy hamizananareo ahy amin’ny teninareo? 3 Efa impolo izay…

Jôb 20

Tsy misy afa-mifidy ny fandaharan’ny fahamarinana. 1 Dia niteny i Sôfara avy any Naamà ka nanao hoe: 2 «Koa noho izany, dia asesiky ny saiko hanome valy aho, ka tsy…