Jôb 1

I Satana mitsapa an’i Jôba 1 Nisy lehilahy anankiray atao hoe Jôba, tany amin’ny tanin’i Hosa. Izy io dia lehilahy marina, mahitsy, matahotra an’Andriamanitra ary nifady ny ratsy. 2 Fito…

Jôb 2

1 Indray andro, raha tonga teo anatrehan’i Iaveh ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tonga teo afovoan’izy ireo koa i Satana, ka tonga teo anatrehan’i Iaveh. 2 Ary hoy i Iaveh tamin’i…

Jôb 3

I Jôba manozona ny andro nahaterahany 1 Rehefa afaka izany, dia niloa-bava i Jôba ary nanozona ny andro nahaterahany izy. 2 Nanomboka niteny i Jôba nanao hoe: 3 «Ho foana…

Jôb 4

Fitokiana an’Andriamanitra 1 Dia niteny i Elifaza avy any Temàna ka nanao hoe: 2 «Raha manandrana hiteny indraimbava izahay, dia sao sosotra ianao amin’izany. Nefa zovy moa no hahatana ny…

Jôb 5

1 Miantsoa hoe, raha misy olona hamaly anao! iza amin’ireo masina no hitodihanao? 2 Ny adala levona amin’ny hatezerany ary ny foka maty amin’ny fisafoahany. 3 Efa nahita ny adala…

Jôb 6

Tsy misy mahalala ny fahorian’ny trotraka afa-tsy ny tenany 1 Tamin’izay, dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Eh, raha mba azo lanjaina mantsy ny fahoriako, ka azo atambatra…

Jôb 7

1 Andro fanompoana, ny fiainan’ny olombelona eto an-tany, ary toy ny an’ny mpikarama ny androny. 2 Toy ny mpanompo maniry alokaloka, toy ny mpikarama miandry ny karamany, 3 mova tsy…

Jôb 8

Ny tsy maintsy ho fandehan’ny fahamarinan’Andriamanitra 1 Dia niteny i Baldada avy any Sohe tamin’izay ka nanao hoe: 2 «Mandra-pahoviana no hanaovanao teny toy izany, sy vava miloaka toy ny…

Jôb 9

Ny fahamarinan’Andriamanitra no mifehy ny zon’ny tena 1 Dia niteny i Jôba ka nanao hoe: 2 «Fantatro tsara fa izany tokoa no izy: Ahoana no hahamarina ny olombelona mifandahatra amin’Andriamanitra?…

Jôb 10

1 Sasatry ny miaina ny fanahiko, havelako hijojojojo ny fitarainako, hiteny amim-pahorian’ny foko aho. 2 Hoy aho amin’Andriamanitra: Aza manameloka ahy, ampahalalao ny antony ilànao akisa aho. 3 Sa dia…