Jn 11
Ny namelomana an’i Lazara efa maty 1 Nisy lehilahy anankiray narary, dia i Lazara avy any Betania, vohitr’i Maria sy Marta rahavaviny. 2 I Maria dia ilay vehivavy nanosotra diloilo…
Ny namelomana an’i Lazara efa maty 1 Nisy lehilahy anankiray narary, dia i Lazara avy any Betania, vohitr’i Maria sy Marta rahavaviny. 2 I Maria dia ilay vehivavy nanosotra diloilo…
Fanosorana tao Betania 1 Nony henemana sisa tsy hahatongavan’ny Paka, dia tonga tany Betania i Jesoa tany amin’izay nitoeran’i Lazara, ilay natsangan’i Jesoa ho velona. 2 Nanaovan’ny tao nahandro Izy,…
B. Ny Sakafo farany 1 Talohan’ny fetin’ny Paka, fantatr’i Jesoa fa tonga ny fotoana hialany amin’izao tontolo izao ho any amin’ny Ray, ka rehefa notiaviny tokoa ny Azy izay amin’izao…
1 Aoka tsy hitebiteby ny fonareo. Mino an’Andriamanitra ianareo, ka minoa Ahy koa. 2 Misy fitoerana maroao an-tranon’ny Raiko; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha Aho…
Ny tena foto-boaloboka 1 Izaho no tena foto-boaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. 2 Ny sampana rehetra tsy mamoa eo amiko dia esoriny, ary izay rehetra mamoa dia rantsanany mba…
1 Izaho no nilaza izany taminareo dia ny mba tsy hahatafintohina anareo. 2 Fa horoahiny amin’ny sinagoga ianareo ary ho avy aza ny andro hiheveran’izay rehetra hamono anareo ho manao…
Vavak’i Jesoa Mpisorona 1 Rehefa voalazan’i Jesoa izany, dia niandrandra ny lanitra Izy, ka nanao hoe: Raiko ô, tonga ny fotoana: omeo voninahitra ny Zanakao mba hanomezan’ny Zanaka voninahitra Anao,…
Ny nisamborana an’i Jesoa 1 Rehefa voalazan’i Jesoa izany, dia lasa Izy sy ny mpianany nankany an-dafin’ny riakan’i Sedrôna, izay nisy saha anankiray nidiran’Izy sy ny mpianany. 2 Fantatr’i Jodasy…
1 Tamin’izany nalain’i Pilaty i Jesoa ka nasainy nokapohina. 2 Dia nandrandrana fehiloha tsilo ny miaramila ka nasatrony ny lohany, ary nampitafîny kapaoty jakyIzy. 3 Raha efa izany, dia nanatona…
Ny fasana foana 1 Ary tamin’ny andro voalohan’ny herinandro, dia lasa maraina koa mbola maizina nankany amin’ny fasana i Madelenina, ka nahita fa voaesotra tamin’ny fasana ny vato. 2 Dia…