Jl 1
1. LOZA AVY AMIN’NY VALALA 1 Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Joelyzanak’i Fatoely. A. Hira fitomaniana amin’ny loza manjò ny tany 2 Mihainoa an’izao ianareo anti-panahy; mitongilàna sofina ianareo rehetra monina…

D. Ny andron’i Iaveh. Loza mahatsiravina fanairana amin’ny andron’i Iaveh 1 Tsofy ao Siôna ny anjomara; ary ampanenoy ao an-tendrombohitra masina ny trômpetra. Ary aoka hangovitra ny mponina rehetra amin’ny…
1. Firotsahan’ny Fanahy 1 Ary rehefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin’ny nofo rehetraAho, ka ny zanaka lahy aman-janaka vavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo…
2. Fitsarana ny vahoaka 1 Fa amin’izany andro izany, sy amin’izany fotoana izany, izay hampodiakoireo lasan-ko babo avy amin’i Jodà sy i Jerosalema, 2 dia indro fa hovoriko ny firenena…