Jer 51

I Iaveh mamely an’i Babilôna 1 Izao no lazain’i Iaveh: Indro hohetsehiko hamely an’i Babela sy hamely ny mponina amin’i Kaldea ilay fanahy mpandringana. 2 Ary handefa mpanakororòka hikororòka an’i…

Jer 52

Ny nanjò an’i Jerosalema sy ny soa natao an’i Jôakîna 1 Ary 21 taona i Sedesiasa fony izy tonga mpanjaka; ary 11 taona izy no nanjaka tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny…