Jer 41

1 Nony tamin’ny volana fahafito, tonga tao amin’i Godoliasa zanak’i Ahikama tao Masfà, i Ismaely zanak’i Nataniasa zanak’i Elisamà, taranak’andriana, nomban’ireo andriambaventin’ny mpanjaka sy olona folo lahy koa, dia niara-nihinana…

Jer 42

Ny nandosirana tany Ejipta 1 Tamin’izay, nanatona an’i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin’i Johanàna zanak’i Karea, i Jezoniasa zanak’i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe,…

Jer 43

1 Nony tapitra voalazan’i Jeremia tamin’ny vahoaka rehetra avokoa ny tenin’i Iaveh Andriamaniny, ireo teny rehetra nanirahan’i Iaveh Andriamaniny azy ho aminy, 2 dia niteny i Azariasa zanak’i Osaiasa, sy…

Jer 44

Fara asan’i Jeremia: Ireo vehivavy Jody sy ny Mpanjaka vavin’ny lanitra 1 Ny teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jodeanina rehetra nitoetra tany amin’ny tany Ejipta, dia izay nitoetra tany…

Jer 45

Teny fampaherezana an’i Baròka 1 Ny teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baròka zanak’i Nerià, fony izy nanoratra ireo teny ireo tamin’ny taratasy araka ny nanononan’i Jeremia azy, tamin’ny taona fahefatra…

Jer 46

2 – ANDININDININY AMIN’IREO TENIN’ANDRIAMANITRA 1 Tenin’i Iavehtonga tamin’i Jeremia mpaminany, ny amin’ireo firenena mpanompo sampy. Tenin’Andriamanitra mamely an’i Ejipta- Ho resy i Karkemisa 2 Ny amin’i Ejipta. Teny mamely…

Jer 47

Tenin’Andriamanitra mamely ny Filistinina 1 Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia mpaminany, ny amin’ny Filistinina, fony i Faraônatsy mbola namely an’i Gazà. 2 Izao no lazain’i Iaveh: Indro, misy rano be…

Jer 48

Tenin’Andriamanitra mamely an’i Moaba 1 An’i Moaba. Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Loza ho an’i Nabô, fa rava; safo-kenatra i Kariataima, fa azo; safo-kenatra ny trano mimanda, fa…

Jer 49

1 Teny mamely ny taranak’i Amôna. Izao no lazain’i Iaveh: Tsy manan-taranaka va i Israely? Tsy manan-kandova va izy? Ahoana no nangalan’i Melkoma an’i Gada ho azy, sy nakan’ny vahoakany…

Jer 50

Tenin’Andriamanitra mamely an’i Babilôna 1 Ny teny notononin’i Iaveh tamin’ny alalan’i Jeremiampaminany, ny amin’i Babilôna sy ny tanin’ny Kaldeanina. 2 Ambarao any amin’ny firenena, torio izao, manangàna saina, ka torionareo…