Jer 31

1 Amin’izany andro izany, – teny marin’i Iaveh, – Izaho ho Andriamanitry ny fianakaviana rehetra amin’i Israely, ary izy ireo ho oloko. 2 Izao no lazain’i Iaveh: Nahita fitia tany…

Jer 32

Saha hovidina, antoky ny hasambaran’i Jodà amin’ny ho avy 1 Teny avy amin’i Iaveh tamin’i Jeremia, tamin’ny taona faha-10 nanjakan’i Sedesiasampanjakan’i Jodà. Taona faha-18 nanjakan’i Nabokodonozora kosa izany. 2 Tamin’izany,…

Jer 33

Fampanantenana hafa hanorenana an’i Jerosalema sy i Jodà 1 Tonga fanindroany tamin’i Jeremia indray ny tenin’i Iaveh, raha mbola voafahy teo amin’ny kianjan’ny fiambenana izy, nanao hoe: 2 Izao no…

Jer 34

Ny fiafaran’i Sedesiasa 1 Teny avy amin’i Iaveh, tonga tamin’i Jeremia, fony i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna mbamin’ny tafiny rehetra, ny fanjakana rehetraamin’ny tany nanoa azy ho mpanapaka, ary ny firenena…

Jer 35

Ny ohatra nomen’ireo Rekabita 1 Ny teny avy amin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia, tamin’ny andron’i Jôakimampanjakan’i Jodà, nanao hoe: 2 Mandehana ianao mankany amin’ny fianakavian’i Rekabita, ka mitenena aminy. Ento…

Jer 36

Horonan-taratasy tamin’ny taona 605-604 1 Tamin’ny taona fahefatra, nanjakan’i Jôakimazanak’i Josiasa mpanjakan’i Jodà, dia izao no teny avy any amin’i Iaveh, tonga tamin’i Jeremia: 2 Mangalà horonan-taratasyianao, ka soraty ao…

Jer 37

Fitsarana ankapobeny an’i Sedesiasa 1 I Sedesiasa zanak’i Josiasa no nanjaka nandimby an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima; i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna no nanangana azy ho mpanjaka amin’ny tanin’i Jodà. 2 Kanefa…

Jer 38

I Jeremia tao an-dava-drano, te hanafaka azy i Abdemeleka 1 Tamin’izay i Safatiasa zanak’i Matàna, i Gedeliasa zanak’i Fasora, ary i Jokaly zanak’i Selemiasa, ary i Fasora zanak’i Melkiasa, dia…

Jer 39

Ny nanjò an’i Jeremia nony nirodana i Jerosalema 1 Tamin’ny volana fahafolo, amin’ny taona fahasivy nanjakan’i Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà, dia tonga teo anoloan’i Jerosalema i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, mbamin’ny tafiny…

Jer 40

Mbola ny hanjò an’i Jeremia ihany 1 Ny teny natao tamin’i Jeremia avy amin’i Iaveh taorian’ny nandefasan’i Nabozardàna, lehiben’ny mpiambina azy hiala tany Ramà, nony nampanalainy izy, ilay mbola nifatotra…