Jer 21

Valy nomena an’ireo irak’i Sedesiasa 1 Izao no teny avy amin’i Iaveh natao tamin’i Jeremia, raha nirahin’i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, i Fasora zanak’i Melkiasa sy i Sôfôniasa mpisorona,…

Jer 22

1 Izao no lazain’i Iaveh: Midìna ho any an-tranon’ny mpanjakan’i Jodà, 2 ka lazao eny izao teny izao, ataovy hoe: «Henoy ny tenin’i Iaveh, ry mpanjakan’i Jodà, izay mipetraka eo…

Jer 23

Ilay mpanjakan’ny ho avy 1 Loza ho an’ny mpiandry manary sy manahaka ny ondry eo amin’ny kijanako, – teny marin’i Iaveh! – 2 Koa izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely,…

Jer 24

Aviavy roa harona 1 Nampitazanin’i Iaveh aho, ka indreto aviavy roa harona voapetraka teo anoloan’ny Tempolin’i Iaveh; ny nahatongavan’izany, dia taorian’ny nitondran’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima, mpanjakan’i…

Jer 25

4. I BABILÔNA, LOZA IRAHIN’I IAVEH 1 Teny tonga tamin’i Jeremia, momba ny vahoaka rehetra any Jodà, tamin’ny taona faha-4 nanjakan’i Jôakima, zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, taona voalohany nanjakan’i Nabokodonozora,…

Jer 26

I Jeremia samborina sy tsaraina, fa niteny momba ny hamelezana ny Tempoly 1 Tamin’ny niandohan’nynanjakan’i Jôakima zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, no nahatongavan’izao teny izao, avy amin’i Iaveh, ho amin’i Jeremia….

Jer 27

Asa ambaran’ny hoe jioga sy hafatra ho an’ireo mpanjaka any andrefana. 1 Tamin’ny niandohan’ny nanjakan’i Jôakima, zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, dia izao no teny natao avy amin’i Iaveh tamin’i Jeremia….

Jer 28

Adin’i Jeremia amin’i Hananiasa mpaminany 1 Tamin’izany taona izany ihany, dia tamin’ny niandohan’ny nanjakan’i Sedesisa, mpanjakan’i Jodà, tamin’ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko tao an-tranon’i Iaveh, teo anatrehan’ny mpisorona…

Jer 29

Taratasy ho an’ireo voasesitany 1 Izao no teny voasoratra ao amin’ny taratasy nampitondrain’i Jeremia mpaminany, avy any Jerosalema, ho any amin’ireo sisan’ny loholonavoababo, ho an’ny mpisorona ama-mpaminany mbamin’ny vahoaka rehetra,…

Jer 30

Fanarenana nampanantenaina an’i Israely tapany avaratra 1 Izao no teny avy amin’i Iaveh, natao tamin’i Jeremia: 2 Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: «Soraty amin’ny bokyny teny rehetranolazaiko taminao. 3…