Jer 11

I Jeremia sy ny teny fanekem-pihavanana 1 Ny teny avy amin’i Iaveh natao tamin’i Jeremia toy izao: 2 Mihainoa ny teny amin’izao fanekena izao, ianareo; ary mitenena amin’ny olona any…

Jer 12

Ny hasambaran’ny ratsy fanahy 1 Marina Ianao, ry Iaveh ô, ka tsy afaka hiady hevitra aminao aho; fa hany tiako horesahina aminao, dia ny amin’ny rariny: Nahoana no ambinina ny…

Jer 13

Ilay fehikibo tao Eofrata 1 Izao no lazain’i Iaveh tamiko: «Mandehana mividy fehikibo rongony madinikaho anao; ka ataovy amin’ny tehezanaofa aza atao anaty rano.» 2 Dia nividy ny fehikibo araka…

Jer 14

Hain-tany lehibe 1 Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia, ny amin’ny fahamainan’ny tany. 2 «Misaona i Jodà, miferinaina ny vavahadiny, mandry amin’ny tany izy efa rera-po, ary miakatra ny fitarainan’i Jerosalema….

Jer 15

1 Fa izao no navalin’i Iaveh ahy: «Na i Môizy sy i Samoelaaza no hitsangana eto anatrehako, dia tsy hitodika ity firenena ity ny Fanahiko; roahy hiala eo anatrehan’ny Tavako…

Jer 16

Atao famantarana, ny fiainan’ny mpaminany 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 «Aoka ianao tsy haka vady, ary tsy hanana zanaka lahy na zanaka vavy, amin’ity tany ity.»…

Jer 17

Helok’i Jodà ara-pivavahana 1 Ny fahotan’i Jodà dia voasoratra tamin’ny vy fanoratana sy tamin’ny fantsika diamondra, voasokitra eo amin’ny takelaky ny fony izany, sy eo amin’ny tandroky ny ôtelinareo. 2…

Jer 18

I Jeremia ao amin’ilay mpanefy vilany tanimanga 1 Ny teny nataon’i Iaveh tamin’i Jeremia, toy izao: 2 «Mitsangàna ianao, ka midìna ho any an-tranon’ny mpanefytanimanga, ary any Aho hampandre anao…

Jer 19

Siny vaky sy fifandonana tamin’i Fasora 1 Izao no voalazan’i Iaveh: Mandehana mividy tany ho anao; ary ento hiaraka aminao, 2 ny loholona amin’ny vahoaka, sy ny loholona amin’ny mpisorona,…

Jer 20

1 Nandre an’i Jeremia nanonona izany faminaniana izany i Fasora mpisorona zanak’i Amera, izay mpitandrinaambony ny tranon’i Iaveh. 2 Ary nikapoka an’i Jeremia mpaminany i Fasora, nampamatotra azy amin’ny bolokyhazo,…