Jer 1

Lohateny 1 Tenin’i Jeremia zanak’i Helkiasy, iray amin’ireo mpisorona any Anatôta, amin’ny tanin’i Benjamina. 2 Natao taminy ny tenin’i Iaveh tamin’ny andron’i Josiasa, zanak’i Amôna, mpanjakan’i Jodà, tamin’ny taona faha-13…

Jer 2

Toriteny tany am-piandohana: nivadika tamin’Andriamanitra i Israely 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 «Mandehana, ataovy antso avo ho ren’i Jerosalema izao teny izao:» Izao no lazain’i Iaveh:…

Jer 3

Fibebahan’i Israely 1 Teny fanao ny hoe: Raha misy lehilahy misao-bady, ary rehefa nilaozany io, dia tonga vadin’olon-kafa ravehivavy; moa hiverina aminy indray va ralehilahy io? Tsy ho tena voaloto…

Jer 5

Anton’ny fanafihana 1 Tetezo ny lalana ao Jerosalema, ka jereo, fotory; savao eny amin’ny kianjany raha sendra mahita olona iray ao ianareo, raha misy iray monja aza, mba manao ny…

Jer 5

Anton’ny fanafihana 1 Tetezo ny lalana ao Jerosalema, ka jereo, fotory; savao eny amin’ny kianjany raha sendra mahita olona iray ao ianareo, raha misy iray monja aza, mba manao ny…

Jer 6

Fanafihana indray 1 Mandosira, ry taranak’i Benjamina, hiala ao afovoan’i Jerosalema. Mitsofa anjomara any Tekoà, ary manangàna famantarana any Betakarema! Fa misy loza tamy avy any avaratra ary fandringanana lehibe….

Jer 7

a) Famelezana ny Tempoly 1 Izao no teny nataon’i Jeremia, tamin’ny anaran’i Iaveh, dia toy izao: 2 Mitsangàna eo am-bavahadin’ny tranon’i Iaveh, ka eo no torio izao teny izao, ataovy…

Jer 8

1 Amin’izany andro izany, – teny marin’i Iaveh, – hofongarina avy ao am-pasany, ny taolan’ny mpanjakan’i Jodà, ny taolan’ny mpanapaka ao aminy, ny taolan’ny mpaminany, ary ny taolan’ny mponina ao…

Jer 9

Fahasimbam-panahin’i Jodà 1 Iza no mba hampahita ahy, fialofan’ny mpandeha any an’efitra, handaozako ny fireneko, hihatahako amin’izy ireo, satria izy ireo mpijangajanga avokoa, fiangonan’olona mpivadika. 2 Manenjan-dela, toy ny tsipìka,…

Jer 10

Ireo sampy sy ny tena Andriamanitra 1 Henoy ny teny lazain’i Iaveh aminareo, ry taranak’i Israely: Izao no lazain’i Iaveh: 2 «Aza mianatra ny lalan’ny firenena, ary aza mety matahotra…