Jen 41

Ireo nofin’i Faraôna sy ny fisandratan’i Josefa 1 Nony afaka roa taona nipaka dia nanonofy i Faraôna: Indro nitsangana teo amoron’ny onyizy; 2 ary indro nisy omby vavy fito mahafinaritra…

Jen 42

Voalohany nihaonan’i Josefa sy ireo rahalahiny 1 Nony fantatr’i Jakôba fa nisy vary tany Ejipta, dia hoy izy tamin’ireo zanany lahy: «Nahoana ireto ianareo no mifampijery foana eo?» 2 Dia…

Jen 43

Fanindroany niaraka tamin’i Benjamina nankanesan’ny zanak’i Jakôba tany Ejipta 1 Nihamafy ny mosary tamin’ny tany; 2 ka nony efa tapitra nohaniny ny vary nalain’izy ireo tany Ejipta, dia hoy rainy…

Jen 44

Ny kôpin’i Josefa tao amin’ny lasàkan’i Benjamina 1 Dia nomen’i Josefa teny ilay mpikarakara ny tranony, nataony hoe: «Fenoy hanina ny lasàkan’ireo lehilahy ireo, araka izay zakany ho entina, ka…

Jen 45

I Josefa mitònona anarana amin’ireo rahalahiny. 1 Dia tsy nahatsindry fo intsony i Josefa teo anatrehan’izay rehetra teo, ka niantso hoe: «Avoahy avokoa ny olona rehetra!» Ary tsy nisy olona…

Jen 46

Ny nandehanan’i Jakôba tany Ejipta 1 Dia niainga i Israely nitondra izay rehetra nananany. Nony tonga teo Bersabea izy, dia nanolotra sorona tamin’ny Andriamanitr’i Isaaka rainy. 2 Ary Andriamanitra niteny…

Jen 47

Ny nandraisan’i Faraôna an’i Jakôba 1 Dia nankany amin’i Faraôna i Josefa hilaza izany vaovao izany, ka hoy izy: «Tonga avy any amin’ny tany Kanaana ny raiko sy ny rahalahiko…

Jen 48

Raisin’i Jakôba sy tsofiny rano ireo zanak’i Josefa roa lahy 1 Taorian’izany nisy tonga nilaza tamin’i Josefa hoe: «Indro marary i rainao.» Nentiny niaraka taminy i Manase sy i Efraima…

Jen 49

Tso-dranon’i Jakôba 1 Ary i Jakôba namory ny zanany lahy, ka nanao taminy hoe: «Mivoria ianareo, fa hambarako aminareo izay ho tonga aminareo any an-parany any: 2 Mivoria, ry zanaka…

Jen 50

Ny nandevenana an’i Jakôba 1 Nihohofan’i Josefa tamin’ny tavany ity rainy, ka nitomany teo aminy izy no nanoroka azy. 2 Ary nomeny teny ny mpanao fanafody manompo azy, hanosotra zava-manitra…