Jdt 11

Fihaonana voalohan’i Jodita tamin’i Hôlôferina 1 Tamin’izay dia hoy i Hôlôferina taminy: «Matokia ianao, ary foany ny tahotra ao am-ponao, fa tsy mba fanaoko na oviana na oviana, ny manisy…

Jdt 12

1 Dia ao amin’ilay nisy ny rakinyno nasain’i Hôlôferina nampandrosoina i Jodita, hipetraka ao ary tenany no nandahatra izay homena azy avy amin’ny sakafony. 2 Fa hoy i Jodita: «Tsy…

Jdt 13

1 Nony hariva ny andro, samy niverina faingana nankany an-dainy avy ny mpanompon’i Hôlôferina. I Vagao koa nanakatona ny varavaran’efitra, dia lasa. 2 Doroky ny divay daholo ry zareo 3…

Jdt 14

Nanihin’ny Jody ny lasin’ny Asirianina 1 Tamin’izay dia hoy i Jodita tamin’ny vahoaka rehetra: «Mihainoa ahy, ry havako, ahantòny eny an-tampon’ny mandantsika ity loha ity. 2 Ary rehefa vaky masoandro,…

Jdt 15

1 Nony ren’ny foloalindahy rehetra fa hoe tapa-doha i Hôlôferina, dia veriny avokoa ny heviny amam-pahamalinany, fa ny tahotra amam-badi-po no nanindry azy mafy, ka ny hanavotra aina amin’ny lositra…

Jdt 16

1 Tamin’izay i Jodita dia nihira izao hira izao tamin’ny Tompo: 2 «Mankalazà ny Tompo, amin’ny fidoboky ny amponga. Mihirà ny Tompo amin’ny kipantsona; Miraisa feo hanaovana hira vaovao ho…