Jdt 1

I Nabokodonozora sy i Arfaksada 1 Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin’ny fahefany i Arfaksada, mpanjakan’ny Meda, dia nanorina tanànafiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatàna, tamin’ny vato voapaika…

Jdt 2

Fanafihan’i Hôlôferina tany Andrefana 1 Tamin’ny taona faha-13, nanjakan’i Nabokodonozora mpanjaka, tamin’ny andro faha-22n’ny volana voalohany, no nanapahana ny hevitra tao an-tranon’i Nabokodonozora mpanjakan’i Asiria, ny hamaliany. 2 Dia nantsoiny…

Jdt 3

1 Tamin’izany ny mpanjaka aman’andriandahy amin’ny tanàna rehetra sy amin’ny tany rehetra, dia ny tao Sirian’i Mesôpôtamia, Sirian’i Sobà, Libiaary Silisia, dia naniraka ambasadaoro nankany amin’i Hôlôferina nanao taminy hoe:…

Jdt 4

Fahatairana tany Jodea 1 Nony nandre izany zavatra izany ny zanak’i Israely nonina tamin’ny tanin’i Jodà, dia raiki-tahotra tamin’ny hiavian’i Hôlôferina. 2 Nahatsiaro tsiravina sy nivadi-poloatra izy, nihevitra fa i…

Jdt 5

Dinika ady tao amin’ny lasin’i Hôlôferina 1 Nisy nilaza tamin’i Hôlôferina, komandin’ny tafiky ny Asirianina, fa mivonon-kanohitra ny zanak’i Israely ary efa nohidiany ny lalana any an-tendrombohitra. 2 Nisafoaka sy…

Jdt 6

Atolotra eo an-tanan’ny Israelita i Akiora 1 Nony nitsaha-niteny ireo, nentin’ny hatezerana i Hôlôferina ka hoy izy tamin’i Akiora: 2 «Noho ianao mitsangan-ko mpaminany, ka manambara aminay fa harovan’ny Andriamaniny…

Jdt 7

Fanafihana an’i Israely 1 Ny ampitson’iny, dia nomen’i Hôlôferina didy ny miaramilany hiakatra hamely an’i Betolia. 2 Ny tafiny dia miaramila an-tongotra 120.000, ny an-tsoavaly 22.000, afa-tsy ny lehilahy volony…

Jdt 8

Filazana momba an’i Jodita 1 Nampandrenesina ireo teny ireo i Joditavehivavy mpitondra tena, zanaka vavin’i Merarì, zanak’i Josefa zanak’i Oziasa zanak’i Elaì zanak’i Jamnora zanak’i Jedeôna zanak’i Rafaima zanak’i Akitôba…

Jdt 9

Vavak’i Jodita 1 Nony lasa izy ireo dia niditra tao an’efitrano fivavahana i Jodita, niakanjo malailay, nanisy lavenona ny lohany, nihohoka teo anatrehan’ny Tompo, ary niantso Azy nanao hoe: 2…

Jdt 10

Dian’i Jodita tany amin’i Hôlôferina 1 Nony tapitra ny fivavahan’i Jodita tamin’ny Tompo, nitsangana avy teo amin’ilay fitoerany niankohofany tamin’ny tany teo anatrehan’ny Tompo izy. 2 Niantso ny ankizivaviny izy,…