Jak 1

Fiarahabana 1 I Jakôba, mpanompon’Andriamanitra sy i Jesoa Kristy, miarahaba ny foko roa ambin’ny folo, izay miely any rehetra any. Ny soa azo amin’ny fitsapana 2 Raiso ho fifaliana avokoa,…

Jak 2

Ny tokony hanajana ny mahantra 1 Ry kristianina havana, aza asiana fizahan-tavan’olona ny finoana an’i Jesoa Kristy Tompontsika be voninahitra. 2 Raha, ohatra, ka misy olona miditra amin’ny fivorianareo: ny…

Jak 3

Fitandremana ny vava tafahoatra 1 Ry kristianina havako, aza dia maro loatra aminareo no ho mpampianatra, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa ny fitsarana anay. 2 Fa manota amin’ny zavatra…

Jak 4

Tandremana ny fifandirana 1 Avy aiza ny ady amam-pifandirana ao aminareo? Moa tsy amin’ny filàn-dratsinareo izay miady ao anatin’ny nofonareo va? 2 Mitsiriritra ianareo, nefa tsy mahazo; mamono sy mialona…

Jak 5

1 Anareo mpanan-karena kosa indray izao: Mitomania sy migogogogoa, fa indro ny lozanareo efa midona. 2 Ny harenareo efa lo; ny fitafianareo efa lanin’ny kalalao; 3 ny volamena sy volafotsinareo…