Iz 61

Asa anirahana ny mpaminany 1 Ato amiko ny fanahin’i Iaveh, Tompo, satria voahosotr’i Iaveh aho; nirahiny hitondra teny soa mahafaly amin’ny mahantra, hamehy ny ferin’ireo torotoro fo; hampandre ny babo…

Iz 62

Tononkalo faharoa fiderana an’i Jerosalema tafatsangana indray 1 Noho ny amin’i Siôna tsy hangina aho, ary noho ny amin’i Jerosalema, tsy hiala sasatra aho, mandra-piposaky ny fahamarinany, hoatra ny hazavan’ny…

Iz 63

Tononkalo Apôkalipsa momba ny famalian’Andriamanitra ny nataon’i Edôma 1 Iza moa ity avy any Edôma, avy any Bôsrà, mitafy mena midorehitra? Mamirapiratra izy amin’izany fitafiana izany, mijoro amin’ny haben’ny heriny….

Iz 64

1 Tahaka ny afo mampirehitra ny hazo maina, tahaka ny afo mampangotraka ny rano; mba hampahafantaranao ny fahavalonao, ny Anaranao, ka hangovitan’ny firenena eo anatrehanao, 2 amin’ny fahavitanao zava-mahatahotra, tsy…

Iz 65

Fanesoana ny fanompoan-tsampy-Toriteny momba ny farandro 1 Nekeko hotadiavin’izaytsy nangataka ahy aho, nety ho hitan’ireo tsy nitady ahy aho; Hoy aho: «Inty aho, Inty aho!» tamin’ny firenena izay tsy nitondra…

Iz 66

Tenin’Andriamanitra 1 Izao no lazain’i Iaveh: Ny lanitra no seza fiandrianako; ary ny tany no fitoeran-tongotro. Ka trano inona no hataonareo ho Ahy, ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako?…