Iz 51

Famonjena ny zanak’i Abrahama 1 Mihainoa Ahy, ianareo izay manaraka ny marina, izay mitady an’i Iaveh. Diniho ny vatolampy nanendahana anareo; sy ny tany fihadiam-bato nangalana anareo. 2 Diniho i…

Iz 52

1 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao, ry Siôna! Tafio ny fitafiana fitondranao amin’ny fety, ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa ny tsy miforasy ny maloto tsy hiditra eo aminao intsony….

Iz 53

1 «Iza no nino, izay renay, ary iza no nanehoana ny sandrin’i Iaveh?» 2 Fa nisondrotra teo anatrehany Izy, tahaka ny hazo madinika marefo, tahaka ny solofon-kazo mitsiry amin’ny tany…

Iz 54

Ho maro anaka i Jerosalema 1 Mihobia an-kafaliana, ry momba, izay tsy niteraka; mampisehoa hafaliana sy firavoravoana lehibe, ry tsy nihetsi-jaza; fa ny zanak’ilay narianano maro, noho ny zanak’izay manam-bady,…

Iz 55

Sakafon’ny mahantra 1 Ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa atỳ amin’ny rano, na dia ianareo tsy manam-bola aza; avia mividiana vary, ka mihinàna; avia hividy tsy amim-bola, na takalo, hividy divay…

Iz 56

Raisin’i Iaveh ny «Prôzelita» 1 Izao no lazain’i Iaveh: Tandremo ny hitsiny ary araho ny rariny, fa efa akaiky ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako. 2 Sambatra ny olona…

Iz 57

1 Lasa tsy hita intsony ny marina nefa tsy misy misaina ao am-pony; alaina ny olona tia vavaka, nefa tsy misy mihevitra akory fa noesorina ho afaka amin’ny loza ny…

Iz 58

Fifadian-kanina 1 Manezaha antso mafy, ka aza tanana ny feonao; ataovy manehoeho hoatra ny trômpetra ny feonao, ka ambarao amin’ny vahoakako ny fahotany, ary amin’ny taranak’i Jakôba ny fahadisoany. 2…

Iz 59

Salamo 1 Indro fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy ka tsy mahavonjy, tsy ny sofiny no lalodalovana ka hoe tsy hahare; 2 fa ny helokareo no nanisy efitra mampisaraka…

Iz 60

Hitsangana mamirapiratra i Jerosalema 1 Mitsangàna, ka mamirapiràta! fa miposaka ny fahazavanao; ary miposaka eo aminao, ny fahazavan’i Iaveh. 2 Indro ny haizina fa manarona ny tany, ary ny haizim-pito…