Iz 21

Hirodana i Babilôna 1 Faminaniana ny amin’ny efitry ny ranomasina. Tahaka ny firimorimon’ny tadio mihazo any amin’ny atsimo, avy any an’efitra izany, amin’ny tany mahatahotra. 2 Misy fahitanamahatsiravina naseho tamiko:…

Iz 22

Teny famelezana ny hafanam-pon’i Jerosalema be loatra 1 Faminaniana ny amin’i Lohasahan’ny fahitana. Maninona ity ianao, no miakatra ambony tafon-trano avokoa, 2 ry tanàna be horakoraka sy feno tabataba, ry…

Iz 23

Ny hanjò an’i Tira sy i Sidona 1 Faminaniana ny amin’i Tira. Migogogogoa, ry sambon’i Tarsisa, fa rava izy! Tsy misy rano intsony, tsy misy hidirana intsony! Avy any amin’ny…

Iz 24

Fitsarana 1 Indro i Iaveh handrava ny tany manontolo sy hanavitsy ny mponina aminy, ny vohon’ny tany hakorokorony; ary ny mponina haeliny. 2 Ary ho sahala ihany no hanjò ny…

Iz 25

Vavaka fisaorana 1 Iaveh ô, Andriamanitro Ianao; hankalaza Anao aho, hidera ny Anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Ianao; mahatoky sy maharitra ny fikasanao vita ela. 2 Fa ny tanànanataonao…

Iz 26

Hira fandresena 1 Amin’izany andro izany hohiraina ao amin’ny tanin’i Jodàizao hira izao: «Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. 2 Vohay ny vavahady, avelao…

Iz 27

1 Amin’izany andro izany i Iaveh hamaly, amin’ny sabanysady lehibe no mahery, an’i Leviatàna ilay menarana faingam-pandeha, an’i Leviatàna ilay menarana miforiporitra, ka hamono ilay bibibeizay ao an-dranomasina. Ny voalobok’i…

Iz 28

Fampitandremana an’i Samaria 1 Loza ho an’ny diadema be avonavon’nympimamo ao Efraima, sy ny voninkazo mora malazo famirapiratan’ny fihaingoany, eny an-tampon’nylohasaha lonaka misy an’ireo lehilahy mamon’ny divay. 2 Indro fa…

Iz 29

Momba an’i Ariela 1 Loza ho an’i Ariela, dia i Ariela, ilay tanàna nilasian’i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingerina ireo fety lehibe, 2 dia hoporetiko mafy i…

Iz 30

Teny famelezana an’ireo solontena nankany Ejipta 1 Loza ho an’izay zaza maditra – teny ton’i Iaveh, izay manao fikasana nefa tsy ombako; sy manao fanekem-pivavahana, nefa tsy omban’ny fanahiko, ka…