Iz 11

Ilay mpanjaka olo-marina 1 Misy rantsana hipoitra amin’ny fototr’i Jese, ary misy solofo haniry avy amin’ny fakany. 2 Hitoetra eo aminy ny Fanahin’i Iaveh, dia ny fanahin’ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina, fanahin’ny…

Iz 12

Antsa fisaorana roa 1 Ka dia izao no holazainao amin’izany andro izany: «Midera Anao aho, ry Iaveh, fa tezitra Ianao, nefa nihodivitra ny hatezeranao, ka mampionona ahy Ianao. 2 Inty…

Iz 13

Teny famelezana an’i Babilôna 1 Faminanianamomba an’i Babilônanambaratamin’i Izaia, zanak’i Amôsa. 2 Manangàna faneva, eo amin’ny tendrombohitra mangadihady; antsoy amin’ny feo avo izy ireo, hofay tanana izy, handingana ny vavahadin’ireo…

Iz 14

Fiverenana avy any an-tsesitany 1 Fa i Jakôba kosa hiantran’i Iaveh, ary i Israely mbola hofidiny; hamponeniny amin’ny taniny indray izy; ny hafa firenena hikambana aminy, sy hiraikitra amin’ny taranak’i…

Iz 15

Fitomaniana an’i Môizy 1 Faminaniana ny amin’i Moaba. Marina tokoa fa ny alina nandrobana azy, dia fongotra i Ara-Moâba. Ny alina nandrobana azy, i Kira-Moabadia fongotra. 2 Miakatra ho any…

Iz 16

Mialokaloka ao Jodà ny Moabita 1 Alefaso ny zanak’ondry mpanapakany tany, avy any Petrà, hamaky ny efitra, ho any an-tendrombohitry ny zanakavavin’i Siôna. 2 Tahaka ny vorona mandositra tahaka ny…

Iz 17

Momba an’i Damasa 1 Faminaniana ny amin’i Damasa. Indro fa i Damasa voaesotra tsy ho isan-tanàna intsony; dia ho korontan-javatra foana izy! 2 Ny tanànan’i Aroerailaozana, nafoy ho an’ny biby…

Iz 18

Tenin’Andriamanitra mamely an’i Kosa 1 Eh, ry tanyizay andrenesana ny fisasasasan’ny elatra, any an-dafin’ny onin’i Kosa, 2 izay mandefa irakaeny ambony ranomasina, amin’ny lakan-jozoro ambonin’ny vohon-drano! Mandehana ianareoiraka faingam-pandeha, mankany…

Iz 19

Teny famelezana an’i Ejipta 1 Faminaniana ny amin’i Ejipta. Indro i Iaveh, mitaingin-drahona maivana miditra any Ejipta. Ka ny sampin’i Ejipta, mangovitra eo anatrehany, ary ny fon’i Ejipta mihonaka ao…

Iz 20

Ambara fa ho azo i Azota 1 Tamin’ny taona nahatongavan’i Tartananirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy, 2 tamin’izany andro izany niteny i Iaveh…