Iz 1

Lohateny 1 Fahitan’i Izaia, zanak’i Amôsa, momba an’i Jodà sy i Jerosalema, izay hitany tamin’ny andron’i Oziasa, i Joatama, i Akaza ary i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà. Fitenenana ilay vahoaka tsy…

Iz 2

1 Ny teny hitan’i Izaia, zanak’i Amôsa momba an’i Jodà sy i Jerosalema. Fiadanana maharitra 2 Izao no ho tonga any amin’ny andro farany; ny tendrombohitry ny tranon’i Iaveh, hatao…

Iz 3

Korontana ao Jerosalema 1 Fa indro ny Tompo, Iavehn’ny tafika, hanesotra amin’i Jerosalema sy i Jodà, ny vonjy aman-tohana rehetra, 2 ny vonjy rehetra momba ny mofo, ny vonjy rehetra…

Iz 4

1 Amin’izany andro izany, hisy vehivavy fito hihazona lehilahy iray, hanao hoe: «Ny mofonay no hohaninay, ary ny fitafianay no hitafianay, fa aoka mba hitondra ny anaranao izahay, ka halànao…

Iz 5

Tononkalo momba ny voaloboka 1 Andeha hihira ho an’ny malalako aho, ilay hiran’ny malalako, ny amin’ny tanimboalobony. Ny malalako dia nanan-tanimboaloboka, teo amin’ny tanety mahavokatra. 2 Ka nasainy ny tany,…

Iz 6

Fiantsoana an’i Izaia 1 Tamin’ny taona nahafatesan’i Oziasa, mpanjaka, no nahitako ny Tompo, nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina, ary nahafeno ny tempoly ny rebareban’akanjo. 2 Nisy Serafimanitoetra…

Iz 7

Fampitandremana voalohany an’i Akaza 1 Tamin’ny andron’i Akaza, zanak’i Joatama, zanak’i Oziasa, mpanjakan’i Jodà, dia niakatra hanafika an’i Jerosalema, i Rasima mpanjakan’i Siria, niaraka tamin’i Fasea, zana-dRomelia, mpanjakan’i Israely; nefa…

Iz 8

Hiteraka lahy i Izaia 1 Ary hoy i Iaveh tamiko: «Mangalà fàfana lehibe, ka soraty eo, amin’ny soratra azon’ny olona rehetra vakina, izao: ‹Hafaingano ny fandrobana! Mamaboa faingana.› » 2…

Iz 9

1 Ny vahoaka nandeha tamin’ny haizim-pito, nahita mazava lehibe; ary ireo nonina tamin’ny tany aloky ny fahafatesana, namirapiratan’ny mazava. 2 Nampitombo ny vahoakanao Ianao, ary nataonao lehibe ny hafaliana; ka…

Iz 10

1 Loza ho an’izay mamoaka fitsarana tsy marina, sy ho an’ny mpanoratra manoratra fanamelohana tsy ara-drariny. 2 Mampanalavitra ny tribonaly ny osa sy manendaka ny rariny amin’izay ory eo amin’ny…