Heb 11
Ny finoan’ireo razana tokony halaina tahaka 1 Ary ny finoana no santatry ny zavatra antenaina, sy porofon’ny zavatra tsy hita. 2 Nanam-pinoana ny ntaolo ka izany no nahatsara laza azy….
Ny finoan’ireo razana tokony halaina tahaka 1 Ary ny finoana no santatry ny zavatra antenaina, sy porofon’ny zavatra tsy hita. 2 Nanam-pinoana ny ntaolo ka izany no nahatsara laza azy….
Ny ohatra nomen’i Jesoa Kristy 1 Koa amin’izany, noho isika voahodidin’ny vavolombelona zavon-tany toy izany, dia aoka koa isika hanesotra ny zavatra rehetra mitambesatra amintsika, sy ny fahotana izay manarona…
Hafatrafatra farany 1 Mahareta amin’ny fitiavana toy ny mpiray tam-po. 2 Ary aza manadino ny fandraisam-bahiny, fa ny sasany nanaraka izany dia efa nisy nampiantrano Anjely, nefa tsy nahalala azy….