Heb 1

Fahambonian’ny Zanak’Andriamanitra tonga nofo 1 Fahiny, tamin’ny fotoana sy ny fomba samihafa, dia efa niteny tamin’ny razantsika Andriamanitra, tamin’ny vavan’ny mpaminany; 2 fa amin’izao andro farany izao kosa indray, dia…

Heb 2

Famporisihana 1 Noho izany, tsy maintsy mikely aina hitandrina tsaratsara kokoa izay efa rentsika isika, fandrao dia voatarika hiala amin’izany. 2 Fa raha ny teny nampilazaina ny Anjely aza, nanan-kery…

Heb 3

Ambony noho i Môizy i Kristy 1 Koa amin’izany, ry havana masina, mpiombona amin’ny fiantsoana ho any an-danitra, diniho ilay Apôstôly sy ny mpisorom-ben’ny finoana arahintsika, dia i Jesoa, 2…

Heb 4

1 Koa aoka hatahotra isika, dieny mbola manana ny teny fampanantenana, fa hiditra amin’ny fialàny sasatra, mba tsy hisy tsy hahatratra izany aminareo na dia iray aza. 2 Fa isika…

Heb 5

mpisorom-be mahay mangoraka i Jesoa 1 Fa rehefa mety ho mpisorom-be ka alaina amin’ny olona, dia tendrena ho solon’ny olona amin’ny fifampiraharahany amin’Andriamanitra, mba hanolotra fanatitra sy sorona noho ny…

Heb 6

Fampisehoan’ny mpanoratra ny kendreny 1 Koa aoka hapetratsika ny abidim-pianarana ny amin’i Kristy, fa aoka handroso ho amin’izay lavorary kokoa isika, dia ny tsy haverintsika indray ireny foto-kevitra fanorenana ireny:…

Heb 7

I Melkisedeka 1 Io Melkisedeka io, izay mpanjakan’i Salema, mpisoron’ny Avo Indrindra, nitsena an’i Abrahama fony izy avy nandresy mpanjaka maro, nitso-drano azy, 2 notoloran’i Abrahama ny ampahafolon’ny babony rehetra;…

Heb 8

Fisoronana vaovao sy toeram-pivavahana vaovao 1 Fa izao no tampon’ny zavatra lazaina amin’izao, dia ny ananantsika mpisorom-be toy izany, izay mipetraka eo ankavanan’ny seza fiandrianan’ny Avo Indrindra any an-danitra, 2…

Heb 9

I Kristy miditra ny toerana masina any an-danitra 1 Ny fanekena voalohany koa àry dia nasiana fitsipika momba ny fanompoam-pivavahana, sy ny fitoerana masina momba ny etỳ an-tany. 2 Fa…

Heb 10

Tsy nahala ny fahotana ireo sorona taloha 1 Ny Lalàna moa dia tsy misy afa-tsy aloky ny soa ho avy, fa tsy ny tena endri-javatra, ka ireny sorona tsy niova…