Hab 1
Lohateny 1 Teny fitsarana izay nahazoan’i Habakokampaminany fahitana. Taraina voalohany ataon’ny Mpaminany 2 Iaveh ô, mandra-pahoviana no hiantsoako Anao, nefa tsy nihaino ahy Ianao, ary hitaraina aminao aho hoe: fahasiahana!…

Ho velona amin’ny finoany ny olo-marina 1 Tiako ny mitana ny anjara toerako, sy mipetraka eo amin’ny tilikambo fiambenana, dia hitandrina aho hahitako izay holazain’i Iaveh amiko, sy izay havaliko…
3. FIANTSOANA AN’ANDRIAMANITRA HIDITRA AN-TSEHATRA 1 Vavaka nataon’i Habakoka, mpaminany. Araka ny fomban-dahateny ditirambìka. 2 Iaveh ô, nandre izay nampandrenesinao aho, dia raiki-tahotra aho, Iaveh ô! Velomy ny asanao amin’ny…