Gal 1

Fiarahabana 1 I Paoly Apôstôly, tsy avy amin’olombelona, na avy amin’ny alalan’olombelona, fa avy amin’i Jesoa Kristy sy Andriamanitra Ray izay nanangana Azy ho velona, 2 mbamin’ny havana iray finoana…

Gal 2

Ny fivoriana tany Jerosalema 1 Efatra ambin’ny folo taona taorian’izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; i Barnabe niaraka tamiko, i Tito nentiko koa. 2 Fanambaràna azoko no niakarako tany;…

Gal 3

Fanamarinana avy amin’ny finoana 1 Ry Galata adala! iza no dia nandrebireby anareo, nefa he fa voapetaka tsara teo imasonareo i Jesoa mifantsika! 2 Izao ihany no tiako ho fantatra…

Gal 4

Ny maha Zanak’Andriamanitra 1 Ary izao, hoy aho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy misy hafa noho ny mpanompo, na dia izy aza no tompon’ny zavatra rehetra; 2 fa…

Gal 5

Ny fahafahan’ny kristianina 1 Efa navotan’i Kristy ho amin’ny fahafahana isika, ka mijoroa amin’izany, fa aza mety hampidirina amin’ny jiogan’ny fanandevozana intsony. 2 Izao no lazaiko, izaho Paoly, aminareo: Raha…

Gal 6

Fitsipika samihafa momba ny fitiavana sy ny zotom-po 1 Ry kristianina havana, raha misy olona azon-javatra tsy fidiny ka diso, dia aoka ianareo olona ara-panahy hananatra azy amin-kamoram-po, sy hitandrina…