Fit 1
FITOMANIANA VOALOHANY 1 Ahoana re no mitoetra manirery ity, ilay tanàna be olona! Zary toa mpitondratena, ilay nalaza tamin’ny firenena! izy izay mpanjaka vavy eo amin’ny faritany, natao mpandoa hetra….

FITOMANIANA FAHAROA 1 Ahoana re no nanaronan’ny Tompo rahona, noho ny fahatezerany ny zanaka vavin’i Siôna? Navariny aman-tany avy any an-danitra, ny hatsarana kanton’i Israely, tsy tsaroany intsony ity fitoeran-tongony,…
FITOMANIANA FAHATELO 1 Izaho no ilayolona nahita ny fahoriana tamin’ny tsora-kazon’ny fahatezerany. 2 Nentiny sy nampandehaniny aho tamin’ny haizina fa tsy tamin’ny mazava. 3 Izaho irery no asiany dia asian’ny…
FITOMANIANA FAHEFATRA 1 Ahoana no nihamatroka ny volamena, nihasimba ny volamena madio, niely patrana ny vato voahasina, eny an-joron-dalambe rehetra eny. 2 Ireo zanaka lahin’i Siôna, miendrik’andriana indrindra, voatombana an-danjam-bolamena…
FITOMANIANA FAHADIMY 1 Tsarovy ny nanjò anay, ry Iaveh ô, jereo sy diniho ity fahafaham-barakanay. 2 Ny lovanay, lasan’ny hafa firenena, ny tranonay, lasan’ny olon-tsy fantatra. 3 Kamboty tsy manan-dray…