Fil 1

Fiarahabana 1 I Paoly sy i Timote, mpanompon’i Jesoa Kristy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin’i Kristy Jesoa, mbamin’ny Pretrasy ny Diakra any Filipy: 2 ho ao aminareo anie…

Fil 2

Miombona sy manetry tena 1 Koa raha mba manana famporisihana ao amin’i Kristy koa ianareo, na manana fanalana alahelo amin’ny fitiavana ihany, raha mba misy firaisam-po amam-panahy koa amintsika, ka…

Fil 3

Ny lalam-pamonjena ho an’ny kristianina 1 Farany, ry kristianina havana, mifalia ao amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerin-teny raha manoratra aminareo, sady mahasoa anareo izany. 2 Mitandrema tena amin’ireo…

Fil 4

1 Koa amin’izany, ry havako malala, mamiko indrindra, fifaliako aman-tsatroboninahitro, mahareta tsara ao amin’ny Tompo araka izany, ry malalako. Torohevitra farany 2 Mangataka amin’i Evôdia aho, ary mihanta amin’i Sintikea,…