Fanis 31

Ady masina tamin’ny Madianìta 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Valio amin’ny Madianìta ny nataony tamin’ny zanak’i Israely: rehefa afaka izany dia hangonina any amin’ny razanao ianao.»…

Fanis 32

Fizaràna ny tany ampitan’i Jordany 1 Ny zana-dRobena sy ny zanak’i Gada dia nanana biby fiompy be tokoa; ka nony hitany fa tany tsara ho fiandrasana biby fiompy ny tany…

Fanis 33

Ireo toerana nitobiana, tamin’ny Eksaody 1 Izao no nitobian’ny zanak’i Israely nony nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta, araka ny antokony avy, ambanin’ny fitondran’i Môizy sy i Aarôna. 2 Nalatsak’i…

Fanis 34

Faritr’i Kanaana 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Mandidia ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Rehefa tafiditra any amin’ny tany Kanaana ianareo, izao no tany ho…

Fanis 35

Tanàna ho an’ny Levita 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh tao an-tany lemak’i Moaba amoron’i Jordany, tandrifin’i Jerikao nanao hoe: 2 «Omeo didy ny zanak’i Israely hanome tanàna ho an’ny…

Fanis 36

Lova ho an’ny vehivavy manambady 1 Nanatona niteny teo anatrehan’i Môizy sy teo anatrehan’ny lehibe, lohan’ny fokom-pianakavian’ny zanak’i Israely, ny loham-pianakavian’i Galaada, zanak’i Makira zanak’i Manase zanak’i Josefa. Hoy izy…