Fanis 21
Azo i Hormà 1 Ren’ilay Kananeanina, mpanjakan’i Arada, nonina tao Negeba, fa hoe tamy i Israely, mihazo ny lalana mankany Atarîna, ka rafitra niady taminy, sy nahazo sambo-belona tamin’i Israely…
Azo i Hormà 1 Ren’ilay Kananeanina, mpanjakan’i Arada, nonina tao Negeba, fa hoe tamy i Israely, mihazo ny lalana mankany Atarîna, ka rafitra niady taminy, sy nahazo sambo-belona tamin’i Israely…
Ny mpanjakan’i Moaba miantso vonjy amin’i Balaama 1 Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao. 2 Hitan’i Balàka zanak’i Sefôra, izay rehetra nataon’i Israely…
1 Hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Anangano ôtely fito eto aho, ary manomàna vantotr’ombalahy fito sy ondralahy fito eo koa.» 2 Nataon’i Balàka izay nolazain’i Balaama, ary samy nanateran’i Balàka…
1 Hitan’i Balaama fa ny hitso-drano an’i Israely no sitrak’i Iaveh ka tsy nandeha hizaha famantarana avy amin’ny fanandroana toy ny teo intsony izy, fa natodiny ny tavany hanatrika ny…
I Israely any Fogôra 1 Nandritra ny fipetrahan’i Israely tao Setima, dia rafitra nijangajanga tamin’ny zanaka vavin’i Moaba ny vahoaka, 2 ary ireo nanasa ny vahoaka ho amin’ny fisoronana nataony…
Fanisana indray 1 Taorian’izany loza izany, dia niteny tamin’i Môizy sy i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona i Iaveh nanao hoe: 2 «Alao isa ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, hatramin’ny roapolo…
Lova ho an’ny zanaka vavy 1 Tamin’izay tonga ny zanakavavin’i Salfaada, zanak’i Hefera, zanak’i Galaada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Josefa; ny anaran’izy ireo dia izao:…
Fepetra momba ny sorona 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Ento amin’ny zanak’i Israely izao didy izao, ka lazao aminy hoe: Tandremo ny fanaterana ara-potoana voafetra ny…
G. Fetin’ny Trômpetra 1 «Amin’ny volana fahafito, amin’ny andro voalohan’ny volana, dia hisy fivoriana masina ho anareo; tsy hanao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona ianareo. Andron’ny feo mikarantsana…
1 Niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy araka izay rehetra nandidian’i Iaveh azy. Lalàna momba ny voady 2 Niteny tamin’ny lohan’ny fokon’i Israely i Môizy nanao hoe: 3 Izao no…