Fanis 11

Tabeerà 1 Nanomboka nimonomonona zavatra tsy mety tamin’ny sofin’i Iaveh ny vahoaka. Nandre an’izany i Iaveh ka nirehitra ny hatezerany ary nirehitra tamin’izy ireo ny afon’i Iaveh, ka may ny…

Fanis 12

Monomonon’i Maria sy i Aarôna 1 Ary i Maria mbamin’i Aarôna nanome tsiny an’i Môizy noho ny amin’ny vehivavy Kosita izay efa nalainy ho vady, fa nanambady vehivavy kosita izy….

Fanis 13

Mpisafo tany, tany Kanaana 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: 2 «Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak’i Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo;…

Fanis 14

Fiodinan’i Israely 1 Dia nanandra-peo nikiakiaka ny fiangonana rehetra, ka nitomany ny vahoaka nandritra iny alina iny. 2 Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny zanak’i Israely rehetra, ka hoy…

Fanis 15

Fanatitra ampiarahina amin’ny sorona 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao azy hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany honenanareo sy omeko anareo…

Fanis 16

Niodina i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna 1 I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i…

Fanis 17

Ny fanembohana 1 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: 2 «Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any,…

Fanis 18

1 Hoy i Iaveh tamin’i Aarôna: «Ianao sy ny zanakao ary ny fianakavian-drainao miaraka aminao no hitondra ny heloka momba ny fitoerana masina; ianao sy ny zanakao miaraka aminao no…

Fanis 19

Ny lavenon’ny omby vavy manja mena 1 Niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao hoe: 2 «Izao no didin’ny lalàna nandidian’i Iaveh, nataony hoe: Ilazao ny zanak’i Israely…

Fanis 20

Ny ranon’i Meribà 1 Tonga tao amin’ny efitra Sina, tamin’ny volana voalohany, ny zanak’i Israely, dia ny fiangonana manontolo, ary tao Kadesy no nitoetra ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Maria…