Ezek 41
Ilan’ny Tempoly: Ekala 1 Dia nentiny ho ao amin’ny tempoly aho, ary norefesiny ny andriny, ka enina hakiho ny sakany amin’ny lafiny iray, enina hakiho koa ny sakany amin’ny lafiny…
Ilan’ny Tempoly: Ekala 1 Dia nentiny ho ao amin’ny tempoly aho, ary norefesiny ny andriny, ka enina hakiho ny sakany amin’ny lafiny iray, enina hakiho koa ny sakany amin’ny lafiny…
efitrano sy tamboho 1 Nentin-dralehilahy nivoaka nianavaratra aho, ho ao amin’ny kianja ivelany, dia nentiny ho ao amin’ny efitrano manatrika ny fitoerana foana sy ny rindrina eo amin’ny avaratra. 2…
Fiverenan’i Iaveh 1 Dia nentiny ho eo am-bavahady aho, eo amin’ilay vavahady mitodika miantsinanana. 2 Ary indro, tamy avy any atsinanana ny voninahitry ny Andriamanitr’i Israely. Ny feony, tahaka ny…
Fandehanana eo amin’ny alo-baravarana atsinanana 1 Dia nentiny niverina aho, tamin’ny lalana mankamin’ny alo-baravarana ivelany amin’ny fitoerana masina mitodika miantsinanana; nikatona io. 2 Ary hoy i Iaveh tamiko: Hikatona ity…
Zara tany. Ny anjaran’i Iaveh 1 Rehefa mizara ny tany amin’ny filokana ianareo, hanananareo azy, dia manokàna anjara masina amin’ny tany, mba ho fanatitra ho an’i Iaveh: 25.000 hakiho ny…
Ny sabata sy ny tsinam-bolana 1 Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Hikatona ny alo-baravarana amin’ny kianja anatiny mitodika miantsinanana, amin’ny andro enina azo iasana; fa hivoha kosa izy amin’ny andro…
Loharano avy ao amin’ny Tempoly 1 Nentiny niverina ho eo amin’ny varavaran’ny tranoindray aho. Ary indro nisy rano nivoakaavy ao ambanin’ny tokonan’ny trano, amin’ny lafiny atsinanana, fa nitodika niantsinanana ny…
Fizaràna ny Tany Masina 1 Izao no anaran’ny foko: Hatramin’ny tendrony avaratra manaraka ny lalan’i Hetalôna ho any Hamata, Hatzera-Enôna, ny sisin-tanin’i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan’i Hamata, izao avy…