Ezek 21
Ny sabatr’i Iaveh 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany Temànany tavanao; ataovy mijojo mankany atsimo ny teninao, ary manaova faminaniana manohitra ny alan’ny…
Ny sabatr’i Iaveh 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany Temànany tavanao; ataovy mijojo mankany atsimo ny teninao, ary manaova faminaniana manohitra ny alan’ny…
Ireo helok’i Jerosalema 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ary ianao, ry zanak’olona, moa hitsara va ianao; moa hitsara ny tanàna mpandatsa-dra va ianao? Ampahafantaro azy avokoa…
Tantara manambara an’i Jerosalema sy i Samaria 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, nisy vehivavy anankiroa, zanaky ny reny anankiray. 3 Izy ireo dia nijangajangatany…
Ambara fa hatao fahirano i Jerosalema 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh tamin’ny taona fahasivy, volana fahafolo, andro fahafolon’ny volana, nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, ataovy an-tsoratra izaoandro izao: dia…
Mamely an’i Amônita 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’ny taranak’i Amôna ny tavanao, ka maminania ny hanjò azy ireo. 3 Lazao amin’ny…
Fitomaniana ny faharavan’i Tira 1 Tamin’ny taona faha-11, andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, noho ny nitenenan’i Tira momba an’i Jerosalema nataony hoe:…
Fitomaniana ny faharavan’i Tira 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Manaova hira fitomaniana an’i Tira ianao, ry zanak’olona, 3 ka lazao amin’i Tira hoe: Ianao ry ilay…
Teny mamely ny mpanjakan’i Tira 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, lazao ny mpanjakan’i Tira hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny fonao nanandra-tena,…
Teny mamely an’i Ejipta 1 Tamin’ny taona faha-10, volana faha-10, andro faha-12n’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta ny…
Ny andron’i Iaveh amelezany an’i Ejipta 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, maminania ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Midradradradrà ianareo! Endrey! izao…