Ezek 11

Tohin’ny fahotan’i Jerosalema 1 Naingain’ny fanahy aho dia nentiny nankeo am-bavahady atsinanana, ilay mitodika miantsinanana amin’ny tranon’i Iaveh; ka indro, teo anoloan’ny vavahady nisy olona 25 lahy; ary hitako teo…

Ezek 12

Fihetsika asaina ataon’i Ezekiela manambara ny handosirana 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, manao hoe: 2 «Ry zanak’olona, ianao monina eto amin’ny taranaka miodina, izaymana-maso hahitana, fa tsy mahita; manan-tsofina…

Ezek 13

Teny mamely ny mpaminany sandoka 1 Tonga ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, maminania mamely an’ireo mpaminanin’i Israely izay maminany; ka lazao amin’ireo izay maminany avy amin’ny safidim-ponyihany…

Ezek 14

Teny mamely ny fanompoan-tsampy 1 Tonga tao amiko ny loholonasasany amin’i Israely, ka nipetraka teo anoloako. 2 Dia tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 3 Ry zanak’olona, ireo olona…

Ezek 15

Fanoharana amin’ny foto-boaloboka 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, Inona no ihoaran’ny tahom-boaloboka, noho ny tahon’ny hazo hafa rehetra, noho ny rantsan-kazo izay isan’ireo hazo…

Ezek 16

Tantara fanoharana an’i Israely 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, ampahafantaro an’i Jerosalema ny fahavetavetany, ka ataovy hoe: 3 Izao no lazain’ny Tompo Iaveh amin’i…

Ezek 17

Fanoharana amin’ny voromahery 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, manaova fampanonona ary milazà fanoharana amin’ny taranak’i Israely; milazà hoe: 3 Izao no lazain’ny Tompo Iaveh:…

Ezek 18

Samy milanja ny hadisoany 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ahoana ange no anonontononanareo ity ohabolana ity, ny amin’ny tanin’i Israely ataonareo hoe: Ny ray no mihinam-boalobokamarikivy,…

Ezek 19

Fitomaniana an’ireo mpanjakan’i Israely 1 Ary ianao, manaova fitomaniana an’ireo mpanapaka an’i Israely, ka ataovy hoe: 2 Nahoana ity reninao, no nandry toy ny liombavy, eo amin’ireo liondahy? Eo afovoan’ireo…

Ezek 20

Fitantarana ny fivadihan’i Israely 1 Tamin’ny taona faha-7, volana faha-5, andro faha-10n’ny volana, tonga tao amiko, mba hanontany amin’i Iaveh, ny sasany amin’ny loholon’i Israely, ka nipetraka teo anatrehako; 2…