Ezek 1
TENY MIALOHA 1 Ary tamin’ny taona faha-30, volana fahefatra, raha teo amin’ireo babo, teo amoron’ny ony Kobaraaho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin’Andriamanitra aho. 2 Tamin’ny andro…
TENY MIALOHA 1 Ary tamin’ny taona faha-30, volana fahefatra, raha teo amin’ireo babo, teo amoron’ny ony Kobaraaho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin’Andriamanitra aho. 2 Tamin’ny andro…
Fahitana ny boky 1 Dia hoy Izy tamiko nanao hoe: «Mitsangàna, ry zanak’olona, fa hiteny aminao Aho». 2 Ary raha niteny tamiko izy, dia niditra tato anatiko ny Fanahy, sady…
1 Hoy Izy tamiko: «Ry zanak’olona, hano io hitanao eo anoloanao io; hano io taratasy io, dia mandehana miteny amin’ny taranak’i Israely.» 2 Nosokafako ny vavako dia nafahany ahy io…
Nambara fa hatao fahirano i Jerosalema 1 Ary ianao, ry zanak’olona, makà birikyanankiray, apetraho eo anoloanao, ka manorata sarin-tanàna anankiray eo, dia ny sarin’i Jerosalema. 2 Ataovy fahirano izy; manaova…
1 Ary ianao, ry zanak’olona, makà lelan-java-maranitra, raiso izy ho harezan’ny mpanala volombava, dia ento mitety ny lohanao sy saokanaoizy; raha efa izany, makà mizana fandanjàna, ka zarao izay voatapakao….
Teny mamely ireo tendrombohitr’i Israely 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’ny tendrombohitr’i Israelyny tavanao, ka maminania ny hamelezana azy. Lazao hoe: 3…
Akaiky ny farany 1 Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: 2 Ary ianao, ry zanak’olona, izao no lazain’i Iaveh Tompo, amin’ny tanin’i Israely: Ny fiafarana! Tamy ny farany amin’ny…
Fahitana ny fahotan’i Israely indray 1 Tamin’ny taona fahenina, andro fahadimin’ny volana, volana fahenina, raha ilay nipetraka tao an-tranoko iny aho, ary nipetraka teo anatrehako ny loholon’i Jodà, dia nilatsaka…
Ny sazy 1 Dia niantso mafy teo an-tsofiko Izy nanao hoe: «Manatòna ianareo, mpiambina ny tanàna; samia mitondra ny enti-mandrava eny an-tanany avy.» 2 Ka indreo, avy tamin’ny lalan’ny vavahady…
1 Ary nahita aho, ka indro teo ambonin’ny andohalambo, tambonin’ireo lohan’ny Kerobima, dia nisy hoatra ny vato safira; nisy zavatra mitarehin-tseza fiandrianana no fijery azy, teo ambonin’ireo. 2 Dia hoy…