Est 11
Nofin’i Mardokea 1 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ptôlemea sy i Kleopatra, i Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin’ny taranak’i Levì, sy i Ptôlemea zanany, dia nitondra izany taratasy…
Nofin’i Mardokea 1 Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Ptôlemea sy i Kleopatra, i Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin’ny taranak’i Levì, sy i Ptôlemea zanany, dia nitondra izany taratasy…
Nolazain’i Mardokea an’i Asoerosy ny tetika hamonoana azy 1 Raha efa izany, nitoetra teo an-dapa i Mardokea, niaraka tamin’i Bagatàna sy i Taresa; samy eonòkan’ny mpanjaka sy mpiambina ny vavahadin-dapa…
1 I Asoerosy mpanjaka lehibe, amin’ny solo-mpanjaka sy ny governoran’ny faritany 127, hatrany India ka hatrany Etiôpia, eo ambany fahefany, mandefa izao manaraka izao: 2 Na dia manapaka firenena maro…
Vavak’i Estera 1 Ny mpanjakavavy Estera koa, nahatsiaro tena ho efa eo am-bavalozan’ny fahafatesana, ka niantso vonjy tamin’ny Tompo. 2 Napetrany ny akanjony kanto indrindra; fitafiam-pahoriana amam-pisaonana no nataony: nohosenany…
Famporisihan’i Mardokea an’i Estera 1 Nampitondra teny tamin’i Estera izy mba hidirany ao amin’ny mpanjaka, hanao fangatahana aminy, ho an’ny fireneny sy ny tanindrazany. 2 Tsarovy ny andron’ny fahambanianao, sy…
1 «I Asoerosy, mpanjaka lehibe, ho an’ny solo-mpanjaka sy ny lehiben’ny faritany 127, hatrany India ka hatrany Etiôpia, ary ho an’izay rehetra manampò ny mahasoa ahy. Arahaba! 2 Maro ny…