Est 1

1. I ASOEROSY SY I VASTI Fanasana nataon’i Asoerosy 1 Tamin’ny andron’i Asoerosy, ilay Asoerosy nanjaka hatrany India ka hatrany Etiôpia, tamin’ny faritany 127, 2 raha ilay nipetraka teo amin’ny…

Est 2

2. I Mardokea SY I ESTERA Tonga mpanjaka i Estera 1 Taorian’izany, nony nionona ny hatezeran’i Asoerosy mpanjaka, nahatsiaro an’i Vastì izy, dia ny nataony sy ny notapahina ny aminy….

Est 3

1 Tatỳ aorian’izany, nasandratr’i Asoerosy mpanjaka, laharam-boninahitra i Amànazanak’i Amadatà, avy amin’ny tanin’i Agaga, nasandrany sy napetrany amin’ny fitoerana ambony noho ny an’ny lehibe rehetra nanolotra azy izy. 2 Nandohalika…

Est 4

Tetik’i Mardokea sy i Estera hisorohana ny loza 1 Nony nandre izany zavatra nitranga izany i Mardokea dia nandriatra ny fitafiany, nitafy lamba malailay, nihosin-davenona, nankany afovoan’ny tanàna, nanezaka nidradradradra…

Est 5

Niditra an-dapa i Estera 1 Tamin’ny andro fahatelo, niakanjo ny akanjon’ny mpanjaka i Estera, dia niseho teo amin’ny kianja anatin’ny tranon’ny mpanjaka, teo anoloan’ny efitranon’ny mpanjaka. Ny mpanjaka izany, nipetraka…

Est 6

4. VALY FATIN’NY JODY Fahafaham-baràkan’i Amàna 1 Ny alin’izay, tsy nety nahita tory ny mpanjaka, ka nasainy nalaina ny bokin’ny tetiarana dia ny Tantara, dia novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany;…

Est 7

1 Dia nankao amin’ny fanasan’i Estera ny mpanjaka sy i Amàna. 2 Tamin’io andro faharoa io, dia hoy indray ny mpanjaka tamin’i Estera tamin’ny fanasan’ny divay: «Inona no angatahinao, ry…

Est 8

Nifindra tamin’ny Jody ny fitiavan’ny mpanjaka 1 Androtr’izay ihany, dia natolotr’i Asoerosy mpanjaka an’i Estera ny tranon’i Amàna, ilay fahavalon’ny Jody, ary niseho teo anatrehan’ny mpanjaka i Mardokea, fa efa…

Est 9

Andro lehibe anaovana ny «porima» 1 Tamin’ny volana faha-12, izay volana Adara, tamin’ny andro faha-13n’ny volana izay hanatanterahana ny didin’ny mpanjaka sy ny teniny, dia andro nantenain’ny fahavalon’ny Jody handresena,…

Est 10

Fiderana an’i Mardokea 1 Ary i Asoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany be sy ny nosy eo amin’ny ranomasina. 2 Moa tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Media sy…