Esd 1

Ny niverenan’ny Siônista 1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa mpanjakan’i Persa, dia namporisihin’i Iaveh ny fanahin’i Sirosa mpanjakan’i Persa, mba hahatanteraka ny tenin’i Iaveh, nolazainy tamin’i vavan’i Jeremia: ka nasainy…

Esd 2

Anaran’ireo Siônista sy isany 1 Ireto ny olona ambanivohitra niverina avy amin’izay nanaovana sesitany azy, dia izay nentin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna ho any Babilôna, ka niverina ho any Jerosalema sy…

Esd 3

Niverenana ny fanompoam-pivavahana 1 Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka tamin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory tany Jerosalema, toy ny olona iray ihany, ny vahoaka. 2…

Esd 4

Tsy vanona ny asan’ny Samaritanina faha-Sirosa 1 Nony ren’ny fahavalon’i Jodà sy i Benjamina fa hoe manao tempoly ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny zanaky ny fahababoana, 2 dia nanatona…

Esd 5

1 Ary ireo mpaminany, i Akzea mpaminany sy i Zakaria zanak’i Adô dia naminany tamin’ireo Jody izay tany Jodà sy Jerosalema, amin’ny Anaran’ny Andriamanitr’i Israely izay nanindry azy. 2 Ka…

Esd 6

1 Dia nanome didy i Dariosa mpanjaka, ka dia nokarohina tao amin’ny trano fitahirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilôna. 2 Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny…

Esd 7

Asa nanirahana an’i Esdrasa sy ny maha-izy azy 1 Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa 2 zanak’i Seloma…

Esd 8

1 Izao no loham-pianakaviana sy filazana ny firazanany, dia ireo niara-niakatra tamiko avy any Babilôna, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka. 2 Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i…

Esd 9

Fandravana ny fanambadiana amin’olona hafa firenena 1 Nony vita izany rehetra izany, nanatona ahy ny lehibe, ka nanao hoe: «Tsy tafasaraka tamin’ny vahoakan’ireto tany ireto ny vahoaka Israely mbamin’ny mpisorona…

Esd 10

1 Raha mbola nitomany sy niankohoka teo anoloan’ny tranon’Andriamanitra i Esdrasa nanao izany fivavahana amam-pieken-keloka izany, dia nisy vahoaka Israelita maro be, lehilahy sy zaza amam-behivavy nivory teo aminy; fa…