Eks 31

Ireo mpiasa ao amin’ny tabernakla 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy nanao hoe: 2 «Aoka ho fantatrao fa efa nantsoiko tamin’ny anarany i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, avy…

Eks 32

5. NIVADIKA I ISRAELY. NOHAVAOZINA NY FANEKEM-PIHAVANANA (Jereo Deter 9,7–10,5) Ny zanak’omby volamena 1 Nony hitan’ny vahoaka fa efa naharitra ela i Môizy nefa mbola tsy nidina avy tany an-tendrombohitra,…

Eks 33

Nasaina niainga ny vahoaka 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mandehana, miaingà avy eto, ianao sy ny vahoaka nentinao niakatra avy any amin’ny tany Ejipta, ho any amin’ny tany…

Eks 34

Havaozina ny fanekem-pihavanana. Ireo takela-bato misy ny Lalàna 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Manaova takelaka vato roa tahaka ireo voalohany ka hanoratako ny teny izay efa teo amin’ireo…

Eks 35

Lalàna momba ny fitsaharana sabata 1 Ary novorin’i Môizy ny fiangonan’i Israely rehetra ka nilazany hoe: «Izao no zavatra nodidian’i Iaveh hatao: 2 Ny andro enina no hiasanareo fa ny…

Eks 36

1 Koa i Beseleela sy i Oôliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay nomen’i Iaveh fahaizana amam-pahakingana hahay manao ny taozavatra rehetra momba ny fanompoana eo amin’ny fitoerana masina no hamita…

Eks 37

Ny fiaran’ny fanekena 1 Hazo akasià no nanaovan’i Beseleela ny fiara: roa hakiho sy sasany ny halavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony….

Eks 38

Ny ôtely hasiana ny sorona dorana 1 Hazo akasià no nanaovana ny ôtely fanaovan-tsorona dorana; dimy hakiho ny halavany, dimy hakiho ny sakany, fa mitovy ny lafiny efatra, ary telo…

Eks 39

Ny akanjon’ny mpisorona 1 Natao tamin’ny jaky volomparasy, sy jaky mangatrakatraka, ary lamba mena antitra ny fanamiana enti-manao ny fomba-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina, mbamin’ny fanamiana masina ho an’i Aarôna,…

Eks 40

Natsangana sy nohamasinina ny tabernakla 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: 2 «Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny Fonenana, ny trano lay fihaonana. 3…