Eks 11
Filazana ny hahafatesan’ny lahy matoa 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Loza iray sisa hamelezako an’i Faraôna sy i Ejipta, fa rehefa afaka izany, dia halefany hiala atỳ ianareo;…
Filazana ny hahafatesan’ny lahy matoa 1 Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Loza iray sisa hamelezako an’i Faraôna sy i Ejipta, fa rehefa afaka izany, dia halefany hiala atỳ ianareo;…
Ny Paka 1 Izao no nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy sy i Aarôna any amin’ny tany Ejipta: 2 «Ity volana ity no aoka ho fiandoham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin’ny…
Ireo lahy matoa 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: 2 «Atokàny ho Ahy ny lahy matoa rehetra, izay lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely, na olona…
Avy ao Etama nankany amin’ny Ranomasina Mena. 1 Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: 2 «Mitenena amin’ny zanak’i Israely; aoka hiova lalana izy ka handroso hitoby eo…
Tononkira fandresena 1 Tamin’izany i Môizy sy ny zanak’i Israely nanao izao hira izao tamin’i Iaveh. Hoy izy: «Hihira ho an’i Iaveh aho, fa efa naneho ny voninahiny izy; Nariany…
Ny mana sy ny papelika 1 Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny…
Rano avy amin’ny vatolampy 1 Niala tao an’efitra Sina ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, araka ny dia nandidian’i Iaveh azy, dia nitoby tao Rafidima, ka tsy nahita rano hosotroina tao…
Ny nihaonan’i Môizy sy i Jetrô. 1 Ren’i Jetrô, mpisorona ao Madiàna, rafozan’i Môizy, ny soa rehetra nataon’Andriamanitra tamin’i Môizy sy i Israely vahoakany, ny namoahan’i Iaveh an’i Israely tany…
Ny nahatongavana tao Sinaia. 1 Tamin’ny volana fahatelo aorian’ny nivoahany tany Ejipta, tamin’izany andro izany, no nahatongavan’ny zanak’i Israely tany an’efitr’i Sinaia. 2 Efa niala tany Refidima izy; ary nony…
Ny didy folo 1 Ary Andriamanitra nanonona ireto teny rehetra ireto nanao hoe: 2 «Izaho no Iaveh Andriamanitrao, izay namoaka anao tany amin’ny tany Ejipta, tany amin’ny trano fanandevozana. 3…