Ekl 41

Fahafatesana 1 Akory ity hangidin’ny fahatsiarovana anao, ry fahafatesana, ho an’ny velona am-piadanana ao anatin’ny hareny; ho an’ny olona afaka ahiahy, sy ambinina amin’ny zavatra rehetra; sady mbola afa-mankafy ny…

Ekl 42

1 Aoka ho menatra ny manambara ny zavatra renao ianao, sy milaza ny zavatra miafina. Dia hanan-karena marina ianao amin’izay, ary hahazo sitraka eo anatrehan’ny olona rehetra. 2 Aza menatra…

Ekl 43

Ny masoandro 1 Ny reharehan’ny havoana, dia ny habakabaka amin’ny famirapiratany madio; ary ny endriky ny lanitra dia fahitam-boninahitra. 2 Ny masoandro, raha mipoaka izy, mankalaza ny Tompo amin’ny fiposahany;…

Ekl 44

2. EO AMIN’NY TANTARA (1Mak 2,51-64; Heb 11) Fiderana ireo razana malaza 1 Ataovintsika izao ny fiderana ny olo-malaza, sy ny razan’ny karazantsika. 2 Nanao zava-mahagaga be voninahitra amin’izy ireo…

Ekl 45

I Môizy 1 Napoitrany avy amin’i Jakôba olona anankiray tia vavaka, izay nahita fitia tamin’ny nofo rehetra, olona tian’Andriamanitra sy ny olombelona, dia i Môizy: Hombam-pitahiana anie ny fahatsiarovana azy!…

Ekl 46

I Jôsoe 1 Nahery an’ady i Jôsoe, zanak’i Nona, izay nandimby an’i Môizy amin’ny fiambonian’ny mpaminany, ka nanamarina ny anarany, dia niseho ho lehibe tamin’ny fanafahana ny voafidin’ny Tompo; nanafay…

Ekl 47

I Natana 1 Manaraka izany niseho i Natana, mba haminany, tamin’ny andron’i Davida. I Davida 2 Toy ny fanavaka ny saboraamin’ny sorona fisaorana, no nanavahana an’i Davida teo amin’ny zanak’i…

Ekl 48

I Elia 1 Manaraka izany, nitsangana i Elia, mpaminany hoatra ny afo, ary nirehitra hoatra ny fanilo ny teniny. 2 Niantso mosary hamely an’i Israely izy, ary nahavitsy isa azy,…

Ekl 49

I Josiasa 1 Ny fahatsiarovana an’i Josiasa dia zava-manitra, natao tamin’ny fofona manitra indrindra, namboarina tamin’ny fahaizan’ny mpamorona zava-manitra; mamy toy ny tantely ny fahatsiarovana azy, amin’ny vava rehetra, ary…

Ekl 50

I Simôna mpisorona 1 I Simônazanak’i Oniasa no mpisorona lehibe, namboatra ny tranon’ny Tompo tamin’ny andro niainany, ary nanamafy ny tempoly nandritra ny andro niainany; 2 izy no nandatsaka ny…