Ekl 31

Harena 1 Ny fiaretan-torin’ny mpanan-karena mandany ny nofo; ary ny ahiahy manala ny torimaso aminy. 2 Ny ahiahy lalandava misakana ny torimaso, toy ny aretina mafy mampandositra azy. 3 Miasa…

Ekl 32

Ny fanasana 1 Voatendry ho mpanjakan’ny fanasanava ianao? Aza manandra-tena. Aoka ho eo amin’ny mpiara-mihinana toy ny iray aminy ihany ianao: karakarao aloha izy ireo, vao mipetraka ianao. 2 Rehefa…

Ekl 33

1 Izay matahotra ny Tompo, tsy mba tongan’ny loza, nefa raha zahan-toetra izy, dia vonjen’ny Tompo. 2 Ny olona hendry, tsy mba mankahala ny lalàna, fa izay manao fihatsarambelatsihy aminy,…

Ekl 34

Ny nofy 1 Fanantenam-poana sy mamitaka no andrandrain’ny adala; ary ny nofy mampisidina ny ketrina. 2 Toy ny mitady hisambotra aloka sy hahataka-drivotra, ny mandraiki-tsaina amin’ny nofy. 3 Zavatra iray…

Ekl 35

Ny lalàna sy ny sorona 1 Ny mitandrina ny lalàna, dia manao fanatitra maro, 2 ary ny miraikitra amin’ny didy, dia manolotra sorom-pihavanana. 3 Ny misaotra dia manao fanatitra lafarina…

Ekl 36

Vavaka hahafahan’i Israely sy hiarenany 1 Mamindrà fo aminay, ry Tompo Andriamanitr’izao rehetra izao, ka jereo: 2 ary arotsahy amin’ny firenena rehetra ny fampahatahoranao. 3 Atsangano hamely ny firenen-kafa ny…

Ekl 37

Sakaiza sandoka 1 Ny sakaiza rehetra samy milaza hoe: «Izaho koa sakaizanao»; nefa misy sakaiza amin’ny anarany fotsiny. 2 Moa va tsy alahelo mila hahafaty, raha namana aman-tsakaiza no mivadika…

Ekl 38

Fitsaboana sy aretina 1 Omeo ny dokotera ny haja tandrify azy, noho ny filanao azy; fa izy ihany koa dia noarîn’ny Tompo. 2 Fa ny Avo Indrindra no iavian’ny fahasitranana;…

Ekl 39

Ny mpanora-dalàna 1 Hafa noho izany izay mampiasa ny sainy, sy mandinika ny lalàn’ny Avo Indrindra. Mikatsaka ny fahendren’ny taloha rehetra izy, ary ny androny malalaka dia atokany hisainana ny…

Ekl 40

Ory ny olombelona 1 Ny olona rehetra dia voadidy hiharam-pahoriana lehibe; ary jioga mavesatra no manindry ny zanak’olombelona, hatramin’ny andro nivoahany tao an-kibon-dreniny, ka hatramin’ny andro handevenana azy ao an-kibon’ny…