Ekl 21
Fahotana samihafa 1 Anaka, manota va ianao? Aza manao izany intsony. 2 Mandosira toy ny eo anatrehan’ny bibilava, eo anatrehan’ny fahotana; fa raha manatona azy ianao, hokaikeriny. Nifin-diona ny nifiny,…
Fahotana samihafa 1 Anaka, manota va ianao? Aza manao izany intsony. 2 Mandosira toy ny eo anatrehan’ny bibilava, eo anatrehan’ny fahotana; fa raha manatona azy ianao, hokaikeriny. Nifin-diona ny nifiny,…
Ny kamo 1 Sahala amin’ny vato feno maloto ny kamo, ka akorain’ny olona rehetra ny fahafaham-barakany. 2 Sahala amin’ny vongan-taim-biby ny kamo, ka izay mandray azy manifikifi-tanana. Ny zaza ratsy…
1 Tompo ô, ry Ray sy Tompo tokan’ny aiko, aza afoinao ho amin’ny hevitry ny molotro aho, ary aza avelanao aho hahita izay hahalavo ahy eo! 2 Iza no hampahatsiaro…
1 Midera ny tenany ny fahendrena, ary manome voninahi-tena eo amin’ny vahoakany izy. 2 Miloa-bava eo amin’ny fiangonan’ny Avo Indrindra izy, ary manome voninahi-tena eo anatrehan’ny fiandrianany, hoe: 3 «Nivoaka…
Ohabolana 1 Misy zavatra telo ankasitrahiko, sady tsara izy ireo eo anatrehan’ny Tompo sy ny olombelona: dia ny fifanarahan’ny mpirahalahy, ny fifankatiavan’ny mpihavana, ary ny fifanarahan’ny mpivady tsara. 2 Fa…
1 Sambatra ny vadin’ny vehivavy tsara fanahy, ary hampitomboina avo sasaka ny andro iainany. 2 Ny vehivavy mahery fo, dia fifalian’ny vadiny, izay miadana amin’ny taona iainany. 3 Anjara soa…
1 Maro no manota hahazoam-bola; ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony. 2 Mitsofoka anelanelan’ny vato roa ny tsimatra; miditra anatin’ny fivarotana sy fividianana toy izany koa ny ota….
1 Izay mamaly ratsy, dia hiharan’ny fanahin’Andriamanitra, izay hitahiry fatratra ny fahotany. 2 Avelao ny nataon’ny namana tsy an-drariny, dia havela ny fahotanao, rehefa mifona ianao. 3 Akory ity olona…
Ny mampisambotra 1 Manao fiantrana izay mampisambotra ny namany; ary mitandrina ny didy izay manohana azy amin’ny tanany. 2 Mampisambora ny namanao raha poritra izy; ary ianao kosa mamerena amin’ny…
Fanabeazana 1 Izay tia ny zanany mampanandrana azy matetika ny kotopia, mba hananany hafaliana izany amin’ny andro aoriana. 2 Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary horehareha…