Ekl 11

Aza mitsara ivelany 1 Ny fahendren’ny olonamanetry tena hanandratra ny lohany; ary hampipetraka azy eo afovoan’ny lehibe. 2 Aza midera olona, noho ny hatsaran-tarehiny, ary aza marikoriko aminy, noho ny…

Ekl 12

Ny soa atao 1 Raha manao soa ianao, fantaro izay hanaovanao azy, dia hankasitrahin’ny olona ny soa ataonao. 2 Manaova soa amin’ny olona tia vavaka dia hahita valisoa ianao, na…

Ekl 13

Ny mitovy aminao iarahana 1 Izay mikasika ny dity dia voaloto, ary izay mikambana amin’ny mpiavona, zary manahaka azy. 2 Aza mametraka enta-mavesatra eo an-tsorokao; ary aza mikambana amin’ny olona…

Ekl 14

Ny tena hasambarana 1 Sambatra ny olona tsy nanota tamin’ny vavany, Izay tsy mangan’ny nenina noho ny fahotana! 2 Sambatra izay tsy helohin’ny fanahiny, ka tsy mba very fanantenana ny…

Ekl 15

1 Izany no ataon’izay matahotra ny Tompo, ary izay miraikitra amin’ny lalàna, hahazo ny fahendrena. 2 Izy hitsena azy toy ny reny, ary handray azy toy ny vady virjiny. 3…

Ekl 16

Ozona ho an’ny ratsy fanahy 1 Aza maniry zaza maro tsy mahasoa, ary aza mba atao fifalianao, izay zanaka mpankahala fivavahana. 2 Raha mihamaro izy, aza mifaly amin’izany, raha tsy…

Ekl 17

1 Nataon’Andriamanitra tamin’ny tany ny olombelona, ary asainy hiverina amin’ny tany izy. 2 Andro voaisa fotoa-manam-petra no naraikiny ho an’ny olombelona, ary nomeny fahefana amin’ny zavatra rehetra etỳ an-tany izy….

Ekl 18

Lehibe Andriamanitra 1 Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy an-kanavaka. 2 Ny Tompo irery no marina. 3 Tsy misy olona nataony hahatanisa ny asany. Ary zovy no…

Ekl 19

1 Ny mpiasa manaram-po amin’ny divay, tsy mba hanan-karena; izay tsy mikarakara ny kely ananany ho latsaka vetivety amin’ny faharavana. 2 Mampiavona ny olona manan-tsaina ny divay sy ny vehivavy,…

Ekl 20

Fanginana sy fitenenana 1 Misy anatra tsy tandrifin’ny tokony hanaovana azy, ary misy mangina, maneho fahamalinana. 2 Aleo mananatra, toy izay mirehi-katezerana ao am-po, ary izay mitsotra, dia hierem-patiantoka. 3…