Ekl 1
Mistery ny fahendrena 1 Ny fahendrenarehetra dia avy amin’ny Tompo; ao aminy mandrakizay izy. 2 Iza no mahisa ny fasika amin’ny ranomasina, ny fiteten’ny ranonorana, ary ny andro efa lasa?…
Mistery ny fahendrena 1 Ny fahendrenarehetra dia avy amin’ny Tompo; ao aminy mandrakizay izy. 2 Iza no mahisa ny fasika amin’ny ranomasina, ny fiteten’ny ranonorana, ary ny andro efa lasa?…
Tahotra an’Andriamanitra eo amin’ny fitsapana 1 Anaka, raha mandroso ianao hanompo ny Tompo, omany ho amin’ny fizahan-toetra ny fanahinao. 2 Ahitsio ny fonao, ka mahareta, ary aza mikoropaka foana amin’ny…
Adidy amin-dray aman-dreny 1 Anaka, henoy aho, rainareo, ary ataovy izay hahazoanareo ny famonjena. 2 Fa sitraky ny Tompo ny hanajan’ny zanaka ny rainy; ary nanorina ny fahefan’ny reny amin’ny…
1 Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. 2 Aza mampahory ny fanahin’ny noana; ary aza mampitombo fahoriana ny olona tsy manana. 3 Aza…
Harena sy hasahiana loatra 1 Aza miankina amin’izay harenao, ary aza manao hoe: «Manan-karena ampy aho!» 2 Aza manaraka ny fitsiriritanao sy ny herinao, mba hanafa-po fanirian’ny fonao; 3 ary…
1 Aza sakaiza ka hanjary fahavalo, fa laza ratsy no ho anjaran’ny ratsy fanahy sy henatra amam-pahafaham-baraka; toy izany ny mpanota miroa lela. 2 Aza manandra-tena avy amin’ny nahim-ponao, fandrao…
Torohevitra samihafa 1 Aza manao ratsydia tsy hahazo anao ny ratsy. 2 Halaviro izay tsy an-drariny dia hanalavitra anao ny tsy an-drariny. 3 Anaka, aza mamafy amin’izay nosoritan’ny tsy fahamarinana,…
Fahamalinana sy fandinihana 1 Aza mifanditra amin’ny olona manam-pahefana, fandrao dia latsaka eo an-tanany ianao. 2 Aza mifanjihitra amin’ny olona mpanankarena, fandrao ny lanjam-bolany no entiny miady aminao; fa efa…
Ny vehivavy 1 Aza saro-piaro ny vady mandry eo ampofoanao; ary aza mamoha sain-dratsy hahavoa anaoao am-pony. 2 Aza dia mandolotra ny fanahinao amin’ny vadinao, fa hitsanganany hanohitra ny fahefanao…
Fitondram-panjakana 1 Ny mpanapaka hendry, mitana ny vahoakany ao anatin’ny fifehezany; ary ny fitondran’ny olo-manan-tsaina dia voalamina tsara. 2 Araka ny toetry ny filohan’ny vahoaka ihany no toetry ny mpandraharahany;…