Deter 21

Vono olona tsy hita fotony 1 «Raha misy maty vonoin’olona hita miampatra any an-tsaha amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao hanananao azy, ka tsy fantatra izay namono azy, 2 dia…

Deter 22

(Jereo Eks 23,4-5) 1 «Raha mahita omby na ondry mania an’ny rahalahinao ianao, dia aza ihodiviranao, fa avereno any amin’ny rahalahinao izany. 2 Raha tsy akaikinao anefa ny itoeran’ny rahalahinao,…

Deter 23

1 «Tsy hisy olona haka ny vadin-drainy na hanainga ny firakofan-drainy.» Ireo atao tsy anisan’ny fiangonana 2 «Izay torotoro vihy na tapa-pilahiana, dia tsy hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh. 3 Ny…

Deter 24

Fisaoram-bady 1 «Raha misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy, ka avy izay tsy nahitan-dravehivavy fitia eo imasony indray, fa misy zava-mahadikidiky hitany aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady…

Deter 25

1 «Raha misy fifanjihiran’olona, ka efa niseho teo anatrehan’ny mpitsara izy ireo, ary efa notsaraina, ka ny marina nafahana, ary ny meloka nohelohina, 2 raha ny kapohina no tandrify an’izay…

Deter 26

Ny santa-bokatra 1 «Rehefa tonga any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao ho lovanao ianao, ka efa tompon-tany sy tafaorim-ponenana any, 2 dia angalao avokoa ny santatry ny vokatry ny tany…

Deter 27

Fanoratana ny lalàna 1 Ary i Môizy sy ny loholon’i Israely dia nanome izao didy izao tamin’ny vahoaka: Tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio. 2 Rehefa tafita an’i Jordany…

Deter 28

Tso-drano ampanantenaina 1 Raha manaiky tsara ny feon’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka manaraka sy mitandrina ny didiny rehetra andidiako anao anio, i Iaveh Andriamanitrao hanandratra anao ho ambonin’ny firenena rehetra…

Deter 29

Fampahatsiahivana ny Eksaody sy ny fanekem-pihavanana 1 Niantso an’i Israely rehetra i Môizy, dia nilaza taminy hoe: Efa hitanareo izay nataon’i Iaveh teo imasonareo, tany amin’ny tany Ejipta, tamin’i Faraôna…

Deter 30

1 Rehefa tonga izay hiharan’izao zavatra rehetra izao aminao dia ny tso-drano sy ny ozona izay nataoko teo anoloanao ary hataonao ho zavatra tokoa indray izany any amin’ny firenena handroahan’i…