Deter 11

Fitondran’i Iaveh an’i Israely 1 «Tiava an’i Iaveh Andriamanitrao ary tandremo izay asainy tandremanao, dia ny lalàny amam-pitsipiny ary ny didiny, mandritra ny andronao rehetra. 2 Tsy ny zanakareo izay…

Deter 12

2. DIDY AMAN-DALANA ARAKA NY DETERÔNÔMY 1 «Izao no lalàna amam-pitsipika izay tsy maintsy arahinareo tsara any amin’ny tany izay efa nianianan’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo homena ho fanananareo amin’ny…

Deter 13

Aza manaraka ny fanompoan-tsampy 1 Raha misy mpaminany na mpanonofy mitranga eo aminao, milaza famantarana na zava-mahatalanjona aminao, 2 sady tanteraka tokoa ny famantarana na ny zava-mahatalanjona nolazainy, nataony hoe:…

Deter 14

Fomban-tsampy iray hofadìna 1 Zanak’i Iaveh Andriamanitrareo ianareo. Aza mitetika ny tenanareo; aza misy faritra haratanareo amin’ny elanela-masonareo, noho ny amin’ny maty. 2 Fa vahoaka masina ho an’i Iaveh Andriamanitrao…

Deter 15

Ny taona sabatìka 1 Amin’ny faran’ny isam-pahafito taona, dia manaova fanafahana. 2 Ka toy izao no hanaovana ny fanafahana: ny tompon-trosa rehetra izay nampanàna vola dia hanao famelana ny amin’izay…

Deter 16

Ireo fety: Paka sy ny Azima 1 «Tandremo ny volana Abiba, ka ankalazao ny Paka, fanomezam-boninahitra an’i Iaveh Andriamanitrao, fa tamin’ny volana Abiba, raha alina, no nitondran’i Iaveh Andriamanitrao anao…

Deter 17

1 Aza atao sorona amin’i Iaveh Andriamanitrao ny omby na zanak’ondry manan-kilema na misy takaitra, satria fahavetavetana eo imason’i Iaveh Andriamanitrao izany. 2 Raha eo afovoanao, amin’ny iray amin’ny tanànanao…

Deter 18

Ny fisoronana levitika 1 Ny mpisorona levitika, ny fokon’i Levì rehetra dia tsy mba hanana anjara na lova miaraka amin’i Israely, fa ny soron’i Iaveh atao amin’ny afo sy izay…

Deter 19

Izay nahafaty olona sy ny tanàna fialofana 1 Rehefa voaringan’i Iaveh Andriamanitrao ny firenena izay omen’i Iaveh anao ny taniny, rehefa voaroakanao izy, fa ianao no efa monina amin’ny tanànany…

Deter 20

Ny ady sy ny mpiantafika 1 «Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly aman-kalesy sy vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy fa momba anao i Iaveh…